Mesôpôtamia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantara
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Mesopotamia]] na [[Mesopotamia|Mezopotamia]] dia faritra tany [[Atsinanana Akaiky]] izay hita teo anelanelan'ny ony Tigry (na Tigra na Tigrisy) sy Eofrata sady mifanandrify amin'ny [[Iràka]] sy ampahany amin'i [[Siria]] ary i [[Iràna]] amin'izao fotoana izao. Teny grika ny hoe ''Mesopotamia'' ary midika hoe "eo anelanelan'ny ony". Nisy sivilizasiona sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin'ny [[Andro Taloha]]: ny Someriana, ny Kaldena, ny Akadiana, ny Babiloniana sy ny Asiriana, ny Persiana ny [[Grika]] ary ny Romana. Nanomboka tany amin'ny taonjato faha-35 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan'io fari-potoana io.