Skoto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:WikiProject_Scouting_fleur-de-lis_dark.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:WikiProject_Scouting_fleur-de-lis_dark.svg|vignette|291x291px]]
<blockquote></blockquote><blockquote>Mpitari-dàlana, mpisafo tany, mpamaky lay,... ireo no azo andikana ny teny hoe "Skoto" raha ara-bakiteny. Rehefa miady ny miaramila dia ireo no olona alefa mialoha mba handinika ny toe-java-misy mandrapahatonga any amin'ny fahavalo.</blockquote>I [[Robert Baden-Powell|Baden Powell]] dia lehilahy iray anisan'ny iray tamin'ireo miaramila nanana izany anjara asa izany fony izy mbola tanora vao herotrerony. Nony taty aoriana anefa dia tapa-kevitra ny hanangana fikambanana iray izy ho fitaizana ny tanora zazalahy miainga avy amin'ny foto-pisainana Skoto.
 
Miparitaka maneran-tany io fikambanana io ankehitriny ary maro ny fikambanana mijoro eto Madagasikara mandala ny skotisma izay najoron'i BP. Eto Madagasikara dia misy fikambanana maromaro mifandray amin'ny Birao Manerantanin'ny Skotisma (BMS).