Fanjakan' i Israely (mitambatra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdom of Israel 1020 map.svg|vignette|512x512px|Ny Fanjakan'i Israely mitambatra araka ny Baiboly hebreo mitantara ny vanimpotoana nanjakan'i Saoly sy i Davida (soratana mena ireo firenena resy)]]
Ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)]] na [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakana mitambatr'i Israely sy i Jodà]] dia fanjaka-mpanjaka naorin'ny Israelita tamin'ny taona 1050 tal. J.K. any ho any. Nandimby ny vanim-potoan'ny [[mpitsaran'i Israely]] io fanjakana io ka i [[Saoly]] (na [[Saola]]) no mpanjaka voalohany nanapaka azy. Araka ny [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voaolohan'i Samoela]] ao amin'ny Baiboly dia vokatry ny fanirian'ny [[Zanak'i Israely]] hanana mpanjaka sahala amin'ireo firenena hafa izay neken'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny mpaminany [[Samoela]] no nampisy io fanjakana io (1Sam. 8). Nivaky roa izany fanjakana izany taty aoriana ka ny avaratra dia ny [[Fanjakan'i Samaria]] fa ny atsimo kosa dia ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Telo fotsiny ny mpanjaka nitondra an'io fanjakana io talohan'ny hizaràny roa, dia i [[Saoly]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]].
 
Araka ny [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voaolohan'i Samoela]] ao amin'ny Baiboly dia vokatry ny fanirian'ny [[Zanak'i Israely]] hanana mpanjaka sahala amin'ireo firenena hafa izay neken'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny mpaminany [[Samoela]] no nampisy io fanjakana io (1Sam. 8).
==== Ny fanjakan'i Saoly ====
 
Nivaky roa izany fanjakana izany taty aoriana ka ny avaratra dia ny [[Fanjakan'i Samaria]] fa ny atsimo kosa dia ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Telo fotsiny ny mpanjaka nitondra an'io fanjakana io talohan'ny hizaràny roa, dia i [[Saoly]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]].
 
==== Ny fanjakan'i Saoly ====
[[Sary:Ernst Josephson. - David och Saul.JPG|vignette|''I Davida sy i Saoly'' - nataon'i Ernst Josephson - 1878]]
Araka ny [[Baiboly]] dia isan'ny [[fokon'i Benjamina]] i [[Saoly]] (na [[Saola]]). Tamin'ny taona 1020 tal. J.K. hatramin'ny taona 1010 tal. J.K. no nitondrany ny Fanjakan'i Israely mitambatra ka izy no voatendrin'Adriamanitra ho mpanjakan'ny firenen'i Israely voalohany araka ny teny nampitondrainy ny mpaminany [[Samoela]]. Natambatr'i Saoly ny [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Ny fanafihana ara-miaramila no tena nimasoany ka ny [[Filistina]] no fahavalo malaza tamin'ireo nifanandrina taminy. Nahazo baiko avy amin'Andriamanitra ny hanapotika ny firenen'i Amaleka izy tamin'ny teny nentin'i Samoela nefa nitsimbina ny mpanjaka amalekita izy ka izany no nahatonga azy haongana tsy ho eo amin'ny fitondrana, araka ny didin'Andriamanitra. Nandimby azy i Davida tamin'ny nahafatesany.
 
==== Ny fanjakàn'i Davida ====
[[Sary:The Ark Brought to Jerusalem.jpg|vignette|196x196px224x224px|Nentina tao Jerosalema ny Fiaran'ny Fanekena]]
Nanomboka tamin'ny taona 1010 tal. J.K. hatramin'ny taona 970 tal. J.K. no nanjakan'i [[Davida (Baiboly)|Davida]] taorian'ny nahafatesan'i Saoly. Araka ny Baiboly dia vy amin'ny [[fokon'i Jodà]] izy. Nanitatra ny fanjakany izy, nandritra ny fotoana nanjakany, tamin'ny alalan'ny ady nifanaovany tamin'ireo firenena mpifanolo-bodirindrina amin'ny faritry ny fanjakany, sady nampandry tany ka isan'ireo tanàna azony tamin'izany i [[Jerosalema]] izay nataony ho renivohitry ny fanjakàny. Nafindrany tao ny [[Fiaran'ny fanekena]] nefa tsy nahazo alalana tamin'Andriamanitra hanorina ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] izy na dia ny hanolotra izany ho an'Andriamanitra aza no fikasany.
 
==== Ny fanjakàn'i Solomona ====
Nanomboka tamin'ny taona 970 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 931 tal. J.K. no nanjakan'i [[Solomona]] (na [[Salômôna]]). Niady fitondrana taminy ny zanak'i Davida hafa talohan'ny tena handraisany ny fitondrana, sady izy rahateo no notendren'i Davida handimby azy.
[[Sary:Jerusalem temple3.jpg|vignette|259x259px|Ny Tempolin'i Solomona]]