Fokom-pirenen' i Naftaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny [[fokon'i Naftaly]] dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]].
Ny [[fokon'i Naftaly]] dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Tao amin'ny faritr'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na [[Galilia (faritra)|Galilea]]), manamorona ny tapany ambonin'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] (na [[Jordany (ony)|Jordany]]) sy ny [[farihy Tiberiada]] (na Tiberiasy) ny tanin'i Naftaly. Ao andrefany no ahitana ny tanin'i [[Fokon'i Asera|Asera]], ao avaratra ny [[Fokon'i Dana|tanin'i Dana]] ary ao atsimo ny [[Fokon'i Zebolona|tanin'i Zebolona]] (Jos. 19.32-39).
 
== I Naftaly ==
I [[Naftaly]] na Neftaly (hebreo: (נַפְתָּלִי‬ / ''Naftali'') dia zanaka fahenin'i [[Jakoba]] sady zanany faharoa tamin'i [[Bila]] mpanompovavin'i [[Rahely]]. Ireto ny zanany lahy: Jaziela, Gony, Jezera ary Silema.
 
== Ny anjara tanin'ny fokon'i Naftaly ==
Ny [[fokon'i Naftaly]] dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Tao amin'ny faritr'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na [[Galilia (faritra)|Galilea]]), manamorona ny tapany ambonin'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] (na [[Jordany (ony)|Jordany]]) sy ny [[farihy Tiberiada]] (na Tiberiasy) ny tanin'i Naftaly. Ao andrefany no ahitana ny tanin'i [[Fokon'i Asera|Asera]], ao avaratra ny [[Fokon'i Dana|tanin'i Dana]] ary ao atsimo ny [[Fokon'i Zebolona|tanin'i Zebolona]] (Jos. 19.32-39).
 
== Foko nanjavona ==
Tamin'ny fivakisan'ny fanjakana ho roa dia isan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] (na Fanjakan'i Samaria) ny fokon'i Naftaly. Araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 15.29) dia [[Fahababoana tany Asiria|nataon'ny Asiriana sesitany]] ny mponin'i Naftaly tamin'ny taona 734 tal. J.K. Lazaina fa isan'ny fokon'i Israely very izy.
 
== Olona isan'ny fokon'i Naftaly ==
Araka ny [[Bokin'i Tobia|Bokin'i Tobià]] dia taranak'i Naftaly i Tobia. I Ahira, zanaka lahin'i Enana, dia andriandahy taranak'i Naftaly koa.