Fokom-pirenen' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fokon'i Israely
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fokon'i Jodà]] dia iray amin'ireo foko roa ambin'ny folon'i Israely. Ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] (Jos. 15) no iresahana ny anjara tany azon'ny fokon'i Joda tao [[Kanaana (faritra)|Kanaana]]. Tsy hita ao amin'ny ''Hiran'i Debora'' ny fokon'i JodaJodà<ref><small>Ny tantaran'i Debora dia hita ao amin'ny toko faha-4 sy faha-5n'ny [[Bokin'ny Mpitsara]]. Ny toko faha-4 dia fitantarana amin'ny lahateny tsotra fa ny toko faha-5 kosa dia amin'ny endrika tonon-kalo - izay atao hoe "Hiran'i Debora" na "Antsan'i Debora".</small></ref>. Nanana ny toerany manokana ny fokon'i Joda amin'ny maha foko voalohany ao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] azy, ary avy ao aminy no voalaza fa nivoahan'ireo mpanjakan'i Jodà (afa-tsy ireo mpanjaka telo farany tao [[Jodea]] (na Jodia), dia ireo Hasmoneana izay [[Levita]]). Araka ny [[Baiboly]] dia efa voalazan'ny faminaniana ao amin'ny ''Tsodranon'i Jakoba'', izay nanambara fa tsy tokony hiala avy ao amin'i Jodà ny tehina ary ny tehim-panjakana tsy hivoaka avy eo anelanelan'ny tongony.
 
Isan'ny fokon'i Jodà i [[Davida (Baiboly)|Davida]] sy ireo nitaranaka azy, dia i Boaza sy i Obeda ary i Jese. Araka ny finoana jiosy dia isan'ny fokon'i Joda ny [[Mesia]]<nowiki/>satria nampanantena ny fitohizan'ny fanapahan'i Joda ny Fanjakana ilay tsodrano. Maro ireo olona manana ny maha izy azy izay isan'ny fokon'i Jodà, ka isan'izany i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]], i [[Habakoka]], i [[Joela]] (na [[Jôely]]), i [[Mika (mpaminany)|Mika]] (na [[Mikea (mpaminany)|Mikea]]), i [[Obadia]] (na [[Abdiasa]]), i [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] ary i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] (na [[Sôfônia]]).
Andalana faha-9:
* [[Fokon'i Israely]]
* [[Fanjakan'i Jodà]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==