Fokom-pirenen' i Levy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fokon'i Levy]] dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Tsy nahazo anjara tany azy manokana ny fokon'i Levy. Ireto avy ireo zanak'i [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]]: i Gersona sy i Kehata ary i Merary. Roa taona taorian'ny fivoahan'ny [[Zanak'i Israely]] avy any Ejipta dia tsy fantatra ny isan'ny lehilahy roapolo taona no ho miakara ao amin'ny fokon'i Levy, satria tsy hita ao amin'ny fanisana izy ireo.
 
Amin'ireo [[Levita]], ny malaza indrindra dia i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) zanak'i Amrama sy Iokebeda. Ny zanaka lahin'i [[Aarona]] rahalahin'i Mosesy, izay ata hoe Kohena (hebreo: ''Kohen'' raha tokana; na ''Kohanim''raha maro) dia miavaka noho izy ireo nisahana ny fanolorana ny fanatitra (biby na zava-manitra) ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Isan'izy ireo i [[Samoela]] sy i [[Ezekiela]] ary i [[Malakia]]. I [[Joany mpanao batisa|Joany]] (na [[Jaona mpanao batisa|Jaona]]) mpanao batisa koa dia voalaza fa isan'ny taranak'i Levy.