Jôiakina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Joiakina]] na [[Joiakina|Joasina]] izay atao hoe [[Joiakina|Jekonia]] na [[Joiakina|Jekoniasa]] dia mpanjakan'i Jodà nandimby ny mpanjaka [[Joiakima]] rainy. Tsy naharitra ny fitondrany izay nanomboka tamin'ny Desambra 598 tal. J.K. ka nifarana tamin'ny Marsa 597 tal. J.K. izy. Natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] izy tamin'ny nandresen'i [[Nebokadnetsara II]] ny tafik'i Jodà. I [[Zedekia]] (na Sedekiasa) no nandimby azy sady mpanjaka faran'i Jodà.
 
== Ny anarany ==