Pneomatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[pneomatolojia]] dia taranja [[Teolojia|teolojika]] ao amin'ny fivavahana kristiana izay iresahana sy ianarana ary ampianarana ny amin'ny [[Fanahy Masina]].
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''pneomatolojia'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''πνεῦμα'' / ''pneuma'' "fanahy" sy ''λόγος'' / ''logos'' "fampianarana" na "fianarana"). Iresahana ny amin'ny personan'ny Fanahy Masina ao amin'ny [[Trinite]] sy ny asan'ny Fanahy Masina ny pneomatolojia.
 
== Lohahevitra sahaniny ==
Iresahana ny amin'ny personan'ny Fanahy Masina ao amin'ny [[Trinite]] sy ny asan'ny Fanahy Masina ny pneomatolojia. Taty aoriana dia tafiditra ao amin'io taranja io koa ny hoe "[[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao"]], ny fanomezan'ny Fanahy (karismata), ny [[Batisan'ny Fanahy Masina|batisan'ny Fanahy]], ny fanamasinana, ny tsindrimandrin[[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandri]]<nowiki/>n'ny mpaminany, ary ny filatsahan'ny Fanahy Masina. Ny antokom-pinoana samihafa dia samy manana ny fomba teolojika anaovany pneomatolojia.
 
== Jereo koa ==