Taonjato: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[taonjato]] dia fe-potoana na tsingerim-potoana ahitana zato [[taona]] feno. milaharaMilahara anaty taonjato iray ny taona zato ao aminy. Ny laharana nifanarahana ho an'ny taojato iray no atao anaran'io taonjato io sady alahatra ao anatiny ireo taona izay mamorona azy. Ny fitambaran'ny taonjato folo mifanesy no manome ny atao hoe [[taonarivo]].
 
Ny taonjato voalohany dia nanomboka amin'ny taona 1 ka niafara amin'ny taona 100. Ny taonjato faha-18 dia nanomboka tamin'ny taona 1701 ka hatramin'ny tainataona 1800. Ny taonjato faha-20 dia nanomboka tamin'ny taona 1901 ka miafara amin'ny taona 2000. Ny taonjato faha-21 dia manomboka amin'ny taona 2001 ka miafara amin'ny taona 2100.
{| class="wikitable"
|'''Taonjato'''