Alatsinainy : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Rohy)
k
Ny [[Alatsinainy]] dia [[andro]] voalohany amin'ny [[herinandro]] na andro faharoa raha manomboka amin'ny andro [[Alahady]] ny fanisana ny andro. Andro fahadimy izy raha manomboka amin'ny [[Alakamisy]] ny herinandro.
 
Ny teny malagasy hoe ''Alatsinainy'' na ''Latsinainy'' na ''Tinainy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe ''al-ithnayn'' izay mitovy dika aminy.
13 687

modifications