Asabotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
Ny [[Asabotsy]] na [[Asabotsy|Sabotsy]] dia [[andro]] fahenina ao amin'ny [[herinandro]] manomboka amin'ny andro [[Alatsinainy]], fa andro fahafito kosa ao amin'ny ny herinandro manomboka amin'ny andro [[Alahady]]. Andro fahatelo izy ho an'ny herinandro manomboka amin'ny [[Alakamisy]].

Tany Gresy fahiny ny andro Sabotsy dia antsoina hoe ''κρονία'' / ''kronia'' ka natokana ho an'i Satiorna. Izany no mahatonga ny andro Asabotsy hatao hoe Saturday amin'ny teny anglisy, izany hoe Andron'i Satiorna.
 
Ny teny malagasy hoe ''Asabotsy'' na ''Sabotsy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe ''as-sabt'' izay avy amin'ny teny hebreo hoe שָׁבַת / ''shabbat'' na avy amin'ny teny hebreo hoe ''shabbos'' izay samy manondro ny andro Asabotsy.