Abjady: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Tsipelina |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny [[abjady]] na [[Abjady|abidin-drenisoratra]] dia [[abidy]] tsy ahitana afa-tsy renisoratra. Tsy misy ny zanatsoratra ka fantarina an'eritreritra fotsiny ny zanapeo arakaraka ny fifehezan'ny mpamaky ny firafitry ny feo ao amin'ilay fiteny soratina amin’ny alalan'io abidy io. Ny abjady misy amin’izao fotoana izao dia ny [[abidy hebreo]] sy [[Abidy arabo|arabo]] ary [[Abidy siriaka|siriaka]] izay nipoitra avy amin’ny abidy fenisiana na arameana izay avy amin’ny abidy protosinaitika.
Manoratra avy an-kavanana miankavia rehefa mampiasa ireo abjady ireo. Ny abjady ogaritika ihany no ampiasaina avy an-kavia miankavanana. Tamin'ny fampiasana ny abidy fenisiana sy protosinaitika anefa dia fanao ny manoratra avy ankavia miankavanana avy eo avy ankavanana miankavia, dia toy izany hatrany.
Ny fanoratana ny ireo [[fiteny semitika]] ([[Fiteny arabo|arabo]], [[Fiteny hebreo|hebreo]] sns), dia mampiasa abjady ahitana zanapeo lava izay soratana amin’ny alalan’ny atao amin'ny teny latina hoe
Ao amin’ny abidin-drenisoratra dia matetika miovaova endrika ny litera arakaraka ny toerany ao
== Jereo koa: ==
|