Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
Ny Katolika malagasy dia miantso azy hoe ''Evanjely araka an'i Masindahy Joany'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Joany'' fa ny Protestanta malagasy kosa manao hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'' na ''Filazantsara nosoratan'i Jaona''. ''Vaovao Mahafaly araka an'i Joany'' (na ''Jaona'') na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Joany'' (na ''Jaona'') koa no azo iantsoana azy.
 
== Ny fanoratana ny boky ==
I [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina araka ny lovatsofina krIstiana ho nanoratra io Evanjely fahefatra io. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
==== Ny mpanoratra ====
Na ny anaran'ny mpanoratra na ny anaran'i [[Joany apostoly|Jaona]] apostoly, izay mpianatra manana ny maha izy azy ao amin'ireo [[Evanjely sinoptika]] sy ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apostoly,]] dia tsy voaresaka ao amin'ity Evanjely fahefatra ity. Any amin'ny famaranan-teny (toko faha-21) ny mpanoratra vao miresaka ny amin'ilay "mpianatra tiana indrindra" izay lazaina fa nanoratra ilay Evanjely<ref><small>Jean Zumstein, ''L'Évangile selon Jean'', in Daniel Marguerat (dir.), ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 386.</small></ref>. Tamin'ny taonjato faha-2 dia niely ny filazana ny Evanjely fahefatra izay natao hoe "Evanjely araka an'i Joany" (na Filazantsara araka an'i Jaona")<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, p. 414.</small></ref>. Nanomboka amin'izany fotoana izany dia [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina ho nanoratra ny Evanjely fahefatra. Tsy iza izany fa i Jaona Apostoly, ilay atao hoe "Zanak'i Zebedio".
 
==== Ny fotoana sy ny toerana nanoratana ====
Voasoatra taorian'ireo Evanjely sinoptika ny Evanjelin'i Jaona<ref><small>Hans Conzelmann et Andreas Lindemann, ''Guide pour l'étude du Nouveau Testament,'' éd. Labor et Fides, 1999, <abbr>p. 397</abbr></small></ref>. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy. Tsy dia misy zavatra azo iankinana hahafantarana ny toerana nanoratana voalohany ny Filazantsaran'i Jaona. maro ireo mpikaroka izay miankina amin'ny filazan'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] izay misafidy ny faritr'i Efeso (na Efesosy na Efezy) ao amin'ny faritany fehezin'ny Romana any Azia (andrefan'i [[Torkia]] ankehitriny)<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, <abbr>p.</abbr> 415.</small></ref>, araka ny lovantsofina<ref><small>Raymond E. Brown, ''Que sait-on du Nouveau Testament ?'', Bayard, 2011 (1re éd. 1997) (<nowiki>ISBN 978-2-227-48252-4</nowiki>) <abbr>p.</abbr> 377.</small></ref>.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Ligne 24 ⟶ 30 :
==== I Jesosy tao Galilea sy ny manodidina (1.19-4.54) ====
 
*[[Sary:В. Е. Маковский Чудо в Кане.jpg|vignette|295x295px272x272px|''Ny fahagagana tao Kanà'' - nataon'i Vladímir Makovski.]]Fijoroan'i [[Joany mpanao batisa|Jaona]] (na Joany) ho vavolombelona (1.19-34)
* Ireo mpianatra voalohany (1.35-51)
* Fahagagana voalohany: fanovana ny rano ho divay tao Kanà (2.1-12)
Ligne 35 ⟶ 41 :
==== Finoana sy tsy finoana (5.1-7.9) ====
 
*[[Sary:V&A - Raphael, Christ's Charge to Peter (1515).jpg|vignette|322x322px281x281px|''Fanomezan'i Jesosy andraikitra an'i Petera'' - nataon'i Rafael Sanzio (1515). ]]Fanasitranana ilay malemy tao Jerosalema (5.1-15)
* Ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny Zanaka (5.16-30)
* Ireo vavolombelon'ny Zanaka (5.31-47)
Ligne 53 ⟶ 59 :
* I Jesosy no fahazavan'izao tontolo izao (8.12-30)
* Ny tena zanak'i [[Abrahama]] (8.31-51)
*[[Sary:La curacion del ciego El Greco Dresde.jpg|vignette|284x284px258x258px|''FampahirananaFampahiratana an'ilay jamba'' - nataon'i El Greco (1567)]]Ny nampahiratana ilay teraka jamba (9.1-12)
* Fanadihadiana ny amin'ilay fahagagana, ny tena jamba (9.13-41)
* Ny mpiandry tsara (10.1-21)
Ligne 70 ⟶ 76 :
==== Ny fametraham-beloman'i Jesosy (13.1–17.26) ====
 
*[[Sary:Palma Giovane wash.jpg|vignette|''Fifanasan-tongotra'' - nataon'i Palma el Joven (1591-1592)|254x254px]]Nifanasa tongotra i Jesosy sy ny mpianany (13.1-20)
* Ny amin'ilay hamadika an'i Jesosy (13.21-30)
* Didy vaovao (13.31-38)