Menalamba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Execution of Rainandriamampandry and Ratsimamanga, Madagascar, 1896 (impa-m2856).jpg|vignette|338x338px|Fitifirana an-Rainandriamampandry sy Ratsimamanga tamin'ny taona 1896.]]
Ny [[Menalamba]] dia fikambanana politika miafina nanatanteraka fikomiana tao Imerina mba ka nanohitra ny fidiran'ny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny Protestanta merina koa izay. Atao hoe ''Menalamba'' koa ireo malagasy nikambana tao. Tamin'ny taona 1895 no nanombohan'ny fikomiana, taorian'ny nahazoan'ny Frantsay an'Antananarivo. Nenjehin'ny tafika frantsay notarihin'ny jeneray [[Gallieni (jeneraly)|Gallieni]] izany fikomiana izany ka nifarana tamin'ny taona 1897 niaraka tamin'ny faharavan'ny fanjakana merina sy ny fanjanahana an'i Madagasikara.
 
== Jereo koa: ==