34 918
modifications
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
== Fizaràn'ny Testamenta Vaovao ==
Misokajy efatra ny boky ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia ireo Filazantsara (atao hoe koa Vaovao mahafaly na Evanjely), ny ''Asan'ny Apostoly'', ireo Epistily ary ny ''
=== Filazantsara, Evanjely na Vaovao mahafaly ===
Ny anaran'ny boky sasany ao amin'ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy dia nanaraka ny fomba fampisampanan-teny na ny fanononana frantsay: ireto avy ny tena miavaka: ''Efezianina'' (fa tsy ''Efesiana'')'','' ''Tesalônisianina'' (fa tsy ''Tesaloniana'')'','' ''Timôte'' (fa tsy ''Timoty'')'','' ''Tito'' (fa tsy ''Titosy'')'','' ''Piera'' (fa tsy ''Petera'') ary ''Jodà'' (fa tsy ''Joda''). Ao koa ny hoe ''Hebrio'' (fa tsy ''Hebreo'').
=== Ny
Ny ''[[Apokalypsin'i Jaona
== Jereo koa ==
* [[Boky apokrifa]]
* [[Filazantsara apokrifa]]
* [[Apokalypsy apokrifa|Apokalipsy apokrifa]]
* [[Asa apokrifa]]
* [[Epistily apokrifa]]
|
modifications