Pentekôtisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
 
==== Ny fahateraham-baovao ====
Araka ny finoan’ny Pentekotista dia hitoetra ao amin’ny olon-drehetra izay voavonjy marina ny Fanahy Masina sady miasa amin’ny alalan’izy ireo<ref><small>Allan Anderson, ''An Introduction to Pentecostalism: Global Charismatic Christianity'', Cambridge University Press, UK, 2013, <abbr>p.</abbr> 184</small></ref> <ref><small>Veli-Matti Karkkainen, ''The Spirit in the World: Emerging Pentecostal Theologies in Global Contexts'', Wm. B. Eerdmans Publishing, États-Unis, 2009, <abbr>p.</abbr> 39</small></ref>. Ny olona izay avy novonjena tamin’ny alalan’ny fahateraham-baobao mitohy dia miova tsikelikely ka amin’ny farany dia hiray amin’ny Tenan'i Kristy amin’ny fiombonany amin’ny Fiangonana<ref><small>Wesley Peach, ''Itinéraires de conversion'', Les Editions Fides, Canada, 2001, pp. 56-57</small></ref>. Ny [[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao]] dia mahatonga ny Kristiana ho vaovao sy hohamarinina ary ny asa fanamasinana ataon’ny Fanahy Masina dia manomboka amin’izay. Ny lalan’ny famonjena (latina: ''ordo saluto'') (dingana mankany amin’ny famonjena) dia mitarika amin'ny famonjena ny fanahy.
 
==== Ny Batisan'ny Fanahy Masina ====