Asan' i Petera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
== Famintinana ny boky ==
Araka io boky io i Petera dia nanao [[fahagagana]] ka isan'izany ny [[FanangananFitsanganan-ko velona (kristianisma)|fananganany ho velona]] trondro natsatsika tamin'ny setroka sy ny fampitenenany alika. Ny soratra sasany (ao amin'ny ''Berlin Codex'') dia ahitana fitantarana momba ny vehivavy izay misafidy ny ho kilemaina malemy toy izay hanao firaisana ara-nofo; amin'ny soratra sasany dia voalaza fa zanaka vavin'i Petera izany vehivavy izany.
 
Io boky io dia manameloka an'i Simona Magy (na Simona mpanao hatsarana), izay olona misy ifandraisany amin'ny [[gnostisisma]] sady resahina betsaka ao amin'ny boky. Nitory teny i Petera fa manao hatsarana (majika) i Simona mba hanova ireo mpanaraka azy amin'ny alalan'ny fitaka. Nihaika an'i Simona i Petera mba hanaporofo hoe ny asan'iza no avy amin'Andriamanitra ary ny an'iza no fitaka. Voalaza fa nandositra i Simona ka nokapohin'i Petera ho latsaka tamin'ny alalan'ny herin'Andriamanitra nefa nivavaka an'i Simona mba tsy ho faty noho izany fa haratra mafy fotsiny. Rehefa potraka avy any an-danitra i Simona dia folaka tamin'ny faritra telo ny tongony, ary ireo mpanaraka an'i Petera nitora-bato azy avy ao an-tanàna. Manohy mitantara ny Asan'i Petera fa nentina tao Terakina tamin'ny Kastora izy "ary tao izy dia dokotera roa no nanapaka azy tamin-kabibiana ka tapitra teo ny amin'i Simona ilay anjelin'i Satana".