Mpanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Jodà]] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tapany atsimon'ny tanin'i Israely ao Palestina, izay atao hoe [[Fanjakan'i Jodà]], taorian'ny fisarahan'ny Fanjakan'i Israely ho roa nanomboka tamin'ny taona 930 tal. J.K. hatramin'ny taona 586 tal. J.K. Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i [[Rehoboama]] na Roboama ka hatramin'ny fanjakan'i Zedekia na Sedekiasa ny mpanjakan'i Jodà. I [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona) dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin'ity fanjakana ity mbola tokana tsy mivaky. Nisy roapolo mahery eo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà, raha tsy isaina i Saoly sy i Davida ary i Salomona.
 
* [[Rehoboama]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָם / ''Rehav’am'');