Ahaza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'i Israely sy Jodà
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpanjakan'i Jodà
Andalana faha-1:
I [[Ahaza]] na [[Ahaza|Akaza]] dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] teo anelanelan'ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak'i Jotama<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.</small></ref> izy. Izy no mpanjakan'i Jodà faha-12. I Hezekia na Ezekiasa zanany no nandimby azy.
 
== Ny anarany ==
Raha vao nanjaka izy dia notafihin'ny mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] atao hoe Peka<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka</small></ref> sy Rezina mpanjakan'i Siria<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.</small></ref> izay tsy nahazo fahafaham-po tamin'i Ahaza ny amin'ny tokoky hiraisany hina hanohitra an'i Asiria. I [[Edoma]] koa dia nanafika an'i Jodà tamin'ny andron'i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan'i Elata ho azon'ny Edomita. Nitady vonjy tamin'ny mpanjakan'i Asiria atao hoe Teglata-Falasara III<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.</small></ref> i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony.
Amin'ny teny hebreo dia soratana hoe אָחָז / Â''khâz'' ilay anarana. Fanafohezana ny hoe ''Ioakhâz'' (Joahaza na Joakaza) izay midika hoe "Iahveh mitazona" ny hoe ''Âkhâz''. Ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin'ny teny grika) dia manoratra azy hoe Ἄχαζ / ''Akhaz'' ary ny [[Volgata]] (Baiboly katolika amin'ny teny latina) dia manoratra hoe ''Achaz''.
 
Ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy dia manoratra hoe ''Ahaza'' fa ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy kosa manoratra hoe ''Akaza''.
 
== Ny tantarany ==
Raha vao nanjaka izy dia notafihin'ny mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] atao hoe Peka (na Fasea)<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka</small></ref> sy Rezina (na Rasima) mpanjakan'i Siria<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.</small></ref> izay tsy nahazo fahafaham-po tamin'i Ahaza ny amin'ny tokokytokony hiraisany hina hanohitra an'i Asiria. I [[Edoma]] koa dia nanafika an'i Jodà tamin'ny andron'i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan'i Elata ho azon'ny Edomita. Nitady vonjy tamin'ny mpanjakan'i Asiria atao hoe Teglata-Falasara III<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.</small></ref> i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony. Resin'i Asiria tokoa i Siria sy i Israely. Izany no atao hoe [[ady siro-efraimita]] na [[Ady siro-efraimika|siro-efraimika]].
 
ResinHo takalon'iizany Asiriafanampiana tokoaizany ianefa Asiria sy Israely nefadia tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.
 
Resin'i Asiria tokoa i Asiria sy Israely nefa tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.
 
== Loharano sy fanamarihana ==