Fotopampianarana sy Fanekempihavanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
Ny ''Fotopampianarana sy Fanekempihavanana'' dia manana ny anjara toerany manokana tsy itoviany amin'ireo boky masina hafa ampiasain'ny Olomasin'ny Andro Farany amin'ny tsy maha fandikan-tenina soratra taloha azy, fa nosoratana tamin'ny vanimpotoan'izao Andro Vaovao izao sady fanomezan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ireo mpaminany izay voafidin'Andriamanitra mba [[Restaorasionisma|hamerina amin'ny laoniny]] indray ny Fanjakan'Andriamanitra eto an-tany amin'izao andro diavintsika izao. Ny hampiomana amin'ny Fihavian'i Kristy fanindroany ety an-tany sady hanatanteraka ny tenin'ireo mpaminany tany aloha no tanjon'io boky io.
 
 
*[https://www.lds.org/scriptures/dc-testament/dc?lang=mlg Fotopampianarana sy Fanekempihavanana | lds.org]
*[https://www.lds.org/bc/content/shared/content/malagasy/pdf/language-materials/34404_mlg.pdf Fotopampianarana sy Fanekempihavanana (pdf)]