Fedrà: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
k Tsipelina sy rohy |
||
Andalana faha-1:
Ny [[fedrà]] dia tantara na fanehoana na hevitra foronin'ny saina ho enti-manazava ny zava-mitranga eto amin'izao tontolo izao na eo amin'ny fiarahamonina ary indrindra natao hanorenana ny fanao eo amin'ny fiarahamonina araka ny anjara toeran'ny soatoavina fototra ao amin'ny fiarahamonina mitady ny fiombonana<ref><small>Alain Cabantous, ''Mythologies urbaines: Les villes entre histoire et imaginaire'', Presses universitaires de Rennes, 2015, p. 11.</small></ref>. Amin'ny alalan'ny [[lovatsofina am-bava]] no mampita azy amin'ny voalohany, izay manolotra fanazavana ny
Hoy Razafintsalama raha miresaka ny amin' ny fedrà: "''ny fedrà dia tsy mikendry ny hitantara zava-nitranga tamin'ny toerana na vanim-potoana azo faritana'', fa ''maneho an'ohatra fa nisy hatrizay, mbola misy ary hisy hatrany ny fototra tsy azo hozongozonina iorenan'ny maha-olona ny olona, ny maha-lehilahy ny lehilahy ary ny maha-vehivavy ny vehivavy''; toraka izany ''ny fototra iorenan'ny rafi-piaraha-monina sy ny fomba vaventy iakinan'ny fifandraisana mirindra eo amin'ny mpiara-belona''. Izany hoe, karazana ''teolojia ntaolo ny fedrà''"<ref><small>Razafintsalama, P. A., ''Taridalana ho enti-manadihady ny finoana sy ny fomba maladgasy'', Edisiôna Md Paoly, Antananarivo, 1998, p.20.</small></ref>.
Andalana faha-6:
Matetika dia mifandray amin'ny fivavahana ny fedrà ka mahatonga ny mpanoratra amin’ny teny malagasy sasany, indrindra ny teolojiana hampiasa ny andian-teny hoe ''[[Fedrà|angano masina]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pinoana]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pivavahana]]'' na dia tsy voatery ho momba ny fivavahana na ny finoana ny fedrà fa mety hikasika ny fiarahamonina na ny fitondram-panjakana na zavatra hafa izay tsy ahitana fahamasinana.
Araka an'i Jacques Faublée, izay nanangona tantara tany amin'ny faritry ny
== Loharano sy fanamarihana ==
|