Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Jerusalem temple4.jpg|vignette|345x345px|''Ny [[Tempolin'i Jerosalema]]'' ]]
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny jodaisma. Ampahany amin'ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
 
Manomboka amin'ny tantaranan'ny fanjakan'i [[Solomona]] ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa : Fanjakan’i Joda any atsimo sy Fanjakan’i Israely any avaratra. Derain'ny mpanoratra ho ilay mpanjaka tonga lafatra i [[Solomona]] ao amin’ny boky. Voaresaka ao amin'ny Boky faharoan’ny Tantara fa ny vahoakan’i Israely dia vahoaka mpanota sady tsy niverina tamin’Andriamanitra. I Hezekia sy i Josia no mpanjaka nalaza indrindra tamin’ny fanompoana an’Andiamanitraan’Andriamanitra sady nanao izay hanajana ny Lalàn’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
Andalana faha-18:
 
=== Ny nanjakan'i Solomona ===
Ny fizaràna voalohany ao amin'ny boky (toko voalohany – faha-9) dia mitantara ny fanjakan'i [[Solomona]] sy ny nananorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly tao [[Jerosalema]] ary ny fanombohan'ny fivavahana ao an-Tempoly. Toy izao ny andinindininy amin'izany:
 
==== Ny fahendren’i Solomona (1 – 2) ====
- Ny nisehoan'Andriamanitra tamin'i Solomona (1.1 – 1.18)
 
- Ny fiomanan'i Solomona hanamboatra ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (2.1 – 2.17)
 
==== Ny nanorenana ny Tempoly (3 – 9) ====