Batisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-2:
Ny [[Batisma]] dia firehana ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] isan'ireo sampana [[Fiangonana ara-pilazantsara|ara-pilazantsara]] izay notarihina pastora roa tamin'ny taonjato faha-17, dia ilay anglisy atao hoe John Smyth tao Holandy tamin'ny taona 1609, sy i Thomas Helwys tao Angletera tamin'ny taona 1612.
 
Manome anjara toerana lehibe ny [[Baiboly]] ny Fingonana batista. Omeny lanja koa ny fahateraham-baovao, ny batisan'ny olon-dehibe, ny famitana iraka amin'ny fitoriana ny Filazantsara, ny fanoloran-tena ara-pitondrantena amin'ny fiainana. Mizaka tena ny fiangonana tsirairay isan-toerana, misaraka ny fahefan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana, ny fitambaran'ny mpino rehetra no tompon'ny fahefana amin'ny fampandehanana ny fiangonana ka tsy miavaka loatra ny sokajin'olona atao hoe "mpitondra fiangonana". (Izany no atao hoe "kongregasionalisma)".
 
== Tantarany ==
Ny Batisma dia nayombokynatomboky ny pastora anglisy John Smyth, izay pretra anglikana taloha nefa naniry ny hiverina amin'ny finoana araka ny Baiboly<ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 298</small></ref> <ref><small>Conseil Œcuménique des Églises, [https://www.oikoumene.org/fr/familles-d-eglises/baptist-churches Églises baptistes] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.oikoumene.org%2Ffr%2Ffamilles-d-eglises%2Fbaptist-churches tahiry]], Tranonkala ofisialy, Soisa, notsidihina 21/08/2016</small></ref>. I Smyth dia natokana ho pretra anglikana tamin'ny taona 1594 tao Angletera. Fotoana fohy taty aorian'izany dia naniry ny hiverenan'ny finoan'ny Fiangonana tany am-piandohan'ny Kristianisma izy.
 
Noho ny faharesen-dahany, izay itoviany amin'ireo [[Poritanisma|Poritana]] sy [[Kongregasionalisma|Kongregasionalista]], dia nisaraka tamin'ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] izy ka nifindra tany Holandy tamin'ny taona 1607 niaraka tamina mpino sasany nitovy fiheverana ny [[Baiboly]] taminy<ref><small>Jean Séguy, ''Encyclopædia Universalis'', [http://www.universalis.fr/encyclopedie/baptisme/ BAPTISME] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fbaptisme%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016.</small></ref>. Tamin'ny taona 1609, taona heverina fa niorenan'ilay fihetsiketsehana batista,dia mpino 36 no natao batisa<ref><small>Winthrop S. Hudson, ''Encyclopédie Britannica'', [https://www.britannica.com/topic/Baptist Baptist] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.britannica.com%2Ftopic%2FBaptist tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>.
Andalana faha-19:
* [[Kristianisma]]
*[[Evanjelisma]]
*[[Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara]]
 
== Loharano ==