Fiteny amharika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 84 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q28244 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Amharic Coca Cola bottle.jpg|240px|ankavanana|thumb|Ny [[tavoahangy]] Coca-Cola soratana amin'ny teny amharika]]
 
Ny '''fiteny amharika''' dia fiteny ao amin'ny [[Fiteny semitika|vondrom-piteny semitika]] tenenina any Etiopia. Izy io dia fiteny semitika faharoa amin'ny lafin'ny isan'ny mpiteny, eo aorian'ny [[fiteny arabo]]. Noho ny politika mikasika ny fiteny talohan'ny fahalatsahan'ny Defg, ampiasain'ny ankaeazanankabeazan'ny mponina any Etiopia ilay fiteny, ary ny mpiteny azy ireo dia na mananamampiasa azy teninamin'ny maha fitenin-dreny, na manana azy homaha fiteny faharoa nianarana na fiteny ampiasaina eny ivelany azy. Any Etiopia, fiteny ampiasaina eny amin'ny fandraharahana ny fiteny amharika.
 
Tsy manana sata ofisialy intsony ny fiteny amharika tamin'ny firenena nampihatra ny Lalampanorenan'ny 1994, nanambara ny andininy faha 5-1 fa mitovy sata avokoa ny fiteny tenenina ao Etiopia. Kanefa ny andininy faha 5-2 dia milaza fa teny fiasan'ny governemanta federaly ny fiteny amharika.
 
Any ivelan'i Etiopia, ny fiteny amharika dia tenenin'ny mponina miisa 2,7 tapitrisa miaina any Ejipta, any Israely, any Jibodia, any Yemen, any Sodàna, na koa any Soeda (tenenin'ny mponina vitsivitsy, matetika avy any Etiopia ny ankabeazan'izy ireo) na any Eritirea ho an'ireo izay mbola niaina tambanin'ny fandraharahana Etiopiana talohan'ny taona 1993.
 
== Tantara ==
Andalana faha-94:
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny semitika]]
* [[Fiteny arabo]]
* [[Fiteny arameana]]
* [[Fiteny hebreo]]
 
== Rohy ivelany ==
 
* [http://www.omniglot.com/writing/amharic.htm Ny fiteny amharika eo amin'ny Omniglot.com]
* [http://dalala.free.fr/gucopex/docs/GuCOpEx%20basic%20amharic.pdf Ny fiteny amharika ho an'ireo izay mahafehy ny fiteny frantsay]