Fitsarana farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
Ny [[Bokin'i Joela]] mirakitra ny faminanian'i Joela izay mitaona ny vahoaka hibebaka sady mampanantena azy ireo fahasambarana ho avy amin'ny Andron'i Iahveh (hebreo: יוֹם-יְהוָה). Ao amin'ny Joela 3.1-4.21 dia voalazan'ny faminaniana fa hisy famantarana eny amin'ny lanitra ary hanafika an'i Jerosalema ny firenena jentilisa izay hiangona ao amin'ny "lohasahan'i Josafata" dia ilay lohasaha hitsaran'i Iahveh ny azy ireo. Rehefa afaka izany dia hahagaga ny fahavokaran'ny tany ao amin'i Palestina voaova. Hisy rano miboiboika hiditra ao amin’ny Tempoly, ao Joda sy ao amin'i Ziona vaovao.
 
* Joela 1.15: "Indrisy ny andro! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny."
* Joela 2.1: "Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin'ny tany; Fa avy ny andron'i Jehovah, eny, efa antomotra izany,"
 
* Joela 2.111: "TsofyAry aoJehovah Zionamahatonga nykotroka anjomara!eo Aryalohan'ny miantsoamiaramilany; mafyFa aolehibe an-tendrombohitroindrindra masina!ny Aokatobiny hangovitraary nymahery mponinaizay rehetramanatanteraka amin'ny tanyteniny; Fa avylehibe sy mahatahotra indrindra ny andron'i Jehovah, eny,ka efaiza antomotrano mahatanty izany,?"
* Joela 4.14: "He izany vahoaka mireondreona ao amin'ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah ao amin'ny lohasaha fitsarana."
 
Joela 2.11: "Ary Jehovah mahatonga kotroka eo alohan'ny miaramilany; Fa lehibe indrindra ny tobiny ary mahery izay manatanteraka ny teniny; Fa lehibe sy mahatahotra indrindra ny andron'i Jehovah, ka iza no mahatanty izany?"
 
Joela 4.14: "He izany vahoaka mireondreona ao amin'ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah ao amin'ny lohasaha fitsarana."
 
==== Bokin'i Zefania ====
Mireska ny amin'ny Andron'i Iahveh koa ny [[Bokin'i Zefania]] ka ataony hoe androm-pamaizana (Zef. 1.2 – 2.3) izany. Ho faizina noho ny ratsy nataony ny firenena (Zef. 1.1 – 1.18) nefa mialoha izany dia hampibebahina ny olona (Zef. 2.1 – 2.3). Ao amin'ny Bokin'ny Zefania (Zef. 1.14-18) no tena mamelabelatra an'izany andron'i Iahveh na andron'ny Tompo izany, izay maneho izany andro izany ho andro maizina feno zavona sady androm-padravana ka hanenoan'ny trompetra ao amin'ireo tanàna reraky ny tahotra.
 
* Zefania 1.7: "Mangina eo anatrehan'i Jehovah Tompo! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah; Fa Jehovah efa niomana hamono zavatra hatao fanatitra Ka efa nanamasina ny olona nasainy."
 
* Zefania 1.14: "Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah! Ny lehilahy mahery dia mitomany mafy any."
 
"14 ''Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah! Ny lehilahy mahery dia mitomany mafy any''. 15 ''Andro fahatezerana izany andro izany, Andro fahoriana sy fahalahelovana, Andro fandravana sy fanafoanana, Andro maizina sy manjombona, Andro mandrahona sy maizim-pito.'' 16 ''Andro fahaveloman'ny anjomara sy ny akora, Hamelezana ny tanàna mimanda sy ny tilikambo avo eny amin'ny zorony.'' 17 ''Ary hampahory ny olona Aho, Handehanany toy ny jamba, Satria efa nanota tamin'i Jehovah izy; Ny ràny dia haidina toy ny vovoka, Ary ny nofony ho toy ny zezika''. 18 ''Na ny volafotsiny na ny volamenany dia samy tsy hahavonjy azy amin'ny andro fahatezeran'i Jehovah, Fa holevonin'ny afon'ny  fahasaro-piarony ny tany rehetra; Fa fahafonganana, eny, fahafonganana tampoka tokoa no hataony amin'ny mponina amin'ny tany.''" (Zef. 1.14-18).
 
==== Bokin'i Obadia ====
Ligne 32 ⟶ 27 :
Ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] dia ahitana firesahana ny amin'ny Andron'i Iahveh (Is. 24 - 27) ka omen'ny mpandinika ny Baiboly anarana hoe ''Apokalipsa lehibe.'' mifantoka faminaniana ny zavatra hitranga amin'ny faran'izao tontolo izao ireo toko ireo izay manambara ny loza mandrakizay hahazo ny sy ny fanavotana izay handimby ny fahababoana<ref><small>[http://www.bibliquest.org/WK/WK-nt27-Lectures_on_Revelation_ch20a22.htm#TM41 "Prophéties d’Ésaïe 24 à 26, Remarques sur l'Apocalypse"], ''Bibliquest''.</small></ref>.
 
* Isaia. 2.12: "''Fa misy andron'i Jehovah, Tompon'ny maro, Hitsarana izay avo sy ambony toetra rehetra Ary izay misandratra rehetra, Ka dia haetry ireny''."
 
* Isaia. 13.6: "''Midradradradrà ianareo, fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny''."
 
* Isaia. 13.9: "''Indro, avy ny andron'i Jehovah, dia loza sy fahavinirana ary firehetan'ny fahatezerana hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao''."
 
==== Ny Bokin'i Daniela ====
Miresaka ny amin'ny fitsarana farany koa ny [[Bokin'i Daniela]], indrindara ao aminreo toko faha-7 sy faha-10 ary faha-12.

* Dan. 7.26: "''Fa hipetraka ny Mpitsara, ary hesorina ny fanapahany, ka horavana sy hosimbana hatramin'ny farany izy''."
 
==== Bokin'i Ezekiela ====
Ezekiela 13.5: "T''sy niakatra ho eo amin'ny banga ianareo, sady tsy nanao manda hiarovana ny taranak'Isiraely mba hifaharany amin'ny ady amin'ny andron'i Jehovah''."
 
* Ezekiela 13.5: "T''syTsy niakatra ho eo amin'ny banga ianareo, sady tsy nanao manda hiarovana ny taranak'Isiraely mba hifaharany amin'ny ady amin'ny andron'i Jehovah''."
Ezekiela 30.3: "''Fa efa antomotra ny andro, eny, antomotra ny andron'i Jehovah, dia andro mandrahona sy fotoana hamaliana ny jentilisa izany''."
 
* Ezekiela 30.3: "''Fa efa antomotra ny andro, eny, antomotra ny andron'i Jehovah, dia andro mandrahona sy fotoana hamaliana ny jentilisa izany''."
 
==== Bokin'i Amosa ====
Amosa 5.18: "Lozan'izay maniry ny andron'i Jehovah! Hataonareo inona moa ny andron'i Jehovah? Dia aizina, fa tsy fahazavana,"
 
* Amosa 5.2018: "MoaLozan'izay tsy aizina vamaniry ny andron'i Jehovah,! faHataonareo tsyinona fahazavana?moa Tsyny aizim-pitoandron'i tsyJehovah? misyDia mangiranaaizina, akoryfa vatsy izany?fahazavana,"
 
* Amosa 5.20: "Moa tsy aizina va ny andron'i Jehovah, fa tsy fahazavana? Tsy aizim-pito tsy misy mangirana akory va izany?"
 
==== Bokin'i Zakaria ====
 
* Zakaria 14.1: "Indro, hisy andron'i Jehovah ho avy, ka ny babo aminao hozaraina ao am-povoanao."
 
==== Bokin'i Malakia ====
Malakia 4.5 na 3.23: "Indro, Izaho haniraka an'i Elia mpaminany ho aminareo, dieny tsy mbola tonga ny andron'i Jehovah, ilay lehibe sady mahatahotra"
 
* Malakia 4.5 na 3.23: "Indro, Izaho haniraka an'i Elia mpaminany ho aminareo, dieny tsy mbola tonga ny andron'i Jehovah, ilay lehibe sady mahatahotra"
=== Fivoasan'ny Jiosy ireo voasoratra ireo ===
 
=== Fivoasan'ny Jiosy ireo zavatra voasoratra ireo ===
Tsy mitovy ny fampianaran'ny Jiosy ny amin'ny andro fitsarana. Ny andron'ny fitsarana dia efa tanteraka isan-taona amin'ny Rosh Hashanah (heb: רֹאשׁ הַשָּׁנָה)<ref><small>Ny ''Rosh Hashana''h (heb: רֹאשׁ הַשָּׁנָה) dia fety ankalazana ny taom-baovao jiosy sady andro fitsarana sady iandrasana famekan-keloha aorin'ny fibebahanaka. Ankalazaina isan-taona izany mandritra ny roa andro voalohany amin'ny volana ''tishri'' amin'ny [[Tetiandro hebreo|tetianro hebreo]].</small></ref>'','' hoy ny sasany'','' ka ny finoana ny amin'ny hisian'ny andro farany hitsarana ny olombelona rehetra dia zavatra tsy marina. Miteny ny mpampianatra (raby) sasany fa hiseho aorian'ny fitsangann'ny maty ho velona izany. Ny sasany koa mampianatra fa izany fitsarana izany dia misaho amin'ny andro ahafatesana. Ny hafa indray dia manazava fa izany fitsarana izany dia tsy hihatra amin'ny Jiosy fa amin'ny Jentilisa (hebreo: גויים / ''goyim'') ihany<ref><small>"Will there be trial and judgment after the Resurrection?". ''Will there be trial and judgment after the Resurrection? It isnt True I guess because Islam is the main religion and Allah will Punish the disbelievers''. Askmoses.com.</small></ref>.
 
Ligne 64 ⟶ 65 :
 
=== Ny andron'ny fitsarana araka ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny [[Apokalipsan'i Joany|Apokalipsin'i Joany]] ihany no miresaka ny zavatra hitranga any amin'ny fiafaran'izao rehetra izao, indrindra ny hiafaran'ny olombelona, fa miresaka izany koa ny [[evanjely]] sy ny [[epistily]] ao amin'ny Testamenta Vovao. Ny fanasarahana ny mpino mahatoky sy ny tsy mino dia oharin'i Jesosy amin'ny fanasarahana ny '''ondry sy ny osy''''','' araka ny hita ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]] (Mat.25.31–36). Ny fidirana any amin'ny '''Fanjakan'ny Lanitra''' no valisoan'ny mpino mahatoky hatramin'ny farany. Oharin'i Jesosy amin'ny '''vavahady tery''' izany fidirana any amin'ny Fanjakan'ny Lanitra izany araka ny hita ao amin'io evnlely io ihany (Mat. 7:13–23). Fa ny tena miteny mivantana ny amin'ny fitsarana farany dia ny [[Apokalipsin'i Joany]] (Apok. 20.11–12) izay manamafy ny voalaza ao amin'ireo bokin'ny Testamanta Taloha, indrindra ny ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] sy ny [[Bokin'i Isaia]].
 
==== Ny Evanjelin'i Matio ====