Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-16:
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny [[Apokalipsan'i Joany]] ihany no boky apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao fa na ireo [[Filazantsara]] dia ahitana andalana apokaliptika na eskatolojika. Ireto ireo andalana apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ankoatran'ny ao amin'ny Apokalipsin'i Jaona, indrindra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] ary ny [[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana]]:
* Matio 24 ; 25.31-46;
*[[Filazantsara araka an'i Marka#Ny nilazan’i Jesoa ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny andro farany (13.1-37)|Marka 13]];