Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-24:
Ny boky nifotorana misy an'ireo "fanampiny" ireo dia tsy voasoratra ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] ampiasaina amin'izao fotoana izao fa tamin'ny Baiboly amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]]. Ny boky hafa rehetra izay sady tsy kanonika no tsy apokrifa dia ataon'ny Protestanta hoe [[pseodepigrafa]].
 
=== Boky apokrifa ao amin'ny KatolikaBaiboly katolika ===
Amin'ny Katolika ny boky atao hoe apokrifa dia ireo boky sady tsy [[Boky protokanonika|protokanonika]] no tsy deoterokanonika - dia ireo no ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa. Ny teny hoe ''apokrifa'' sy ''pseodepigrafa'' anefa tsy voatery hitovy hevitra. Tsy misy lisitra raikitra momba ireo boky ireo fa ireto misy ohatra vitsy amin'izany: