Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra: statistika
Andalana faha-1:
[[Sary:Antananarivo Church.jpg|vignette|Katedralin'Antananarivo]]
Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana katolika]] maneran-tany izay eo ambany fitarihana ara-panahin'ny Papa ao Roma. Misy mpivavaka miisa 4.000.000 eo ho eo io fiangonana io, izany hoe iray ampahefatry ny mponin'ny Nosy. Misy arsidiosezy dimy sy diosezy iraika amby roapolo ny eto Madagasikara. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]] ny Fiangonana katolika raha ny habetsahan'ny mpino no jerena. Mampiavaka ny Fiangonana katolika koa ireo trano fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny Fiangonana katolika.
Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana katolika]] maneran-tany izay eo ambany fitarihana ara-panahin'ny Papa ao Roma. Misy mpivavaka maherin'ny 4.000.000 eo ho eo io fiangonana io, izany hoe iray ampahefatry ny mponin'ny Nosy. Misy arsidiosezy dimy sy diosezy iraika amby roapolo ny eto Madagasikara. Fivavahana voalohany eto Madagasikara ny Fiangonana katolika raha ny habetsahan'ny mpino no jerena. Mampiavaka ny Fiangonana katolika koa ireo trano fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny Fiangonana katolika.
 
Ny trano fiangonana katolika tranainy indrindra eto madagasikara dia ao amin'ny nosy Sainte-Marie tokony ho 150 km ao ampita avaratr'i Toamasina.
 
== Ny tantarany ==
 
==== Faha mpanjaka ====
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto Madagasikara. Ny katolisisma dia efa nisy tonga teto amin'ny Nosy hatramin'ny faran'ny taonjato faha-16, sady efa nisy ny nanandrana nanao asa misiona tamin'ny taona 1540 avy eo tamin'ny nahatongavan'ireo Dominikana tamin'ny taona 1580 ary ny Zezoita tamin'ny taona 1610. Tsy nahitam-pahombiazana kely izany raha tsy tany amin'ny taona 1642.
 
Tonga ny moana (na monka) Lazarista tamin'ny taona 1643 ka Niforona tamin'ny taona 1643 no naorin'ny Papa Orbano VIII ny Prefektiora Apostolikan'i Madagasikara. Nefa nofaranan'izy ireo ny misionany aty Madagasikara tamin'ny taona 1674 noho ny haratsian'ny toetany sy ny tsy fitiavan'ny mponina azy ireo.
 
Maro ireo misionera katolika frantsay novonoina tamin'ny taona 1674 ary taorian'io dia norarana ny fivavahana katolika tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-19. Maty martira tamin'ny taona 1832 i Henri de Solages ary heverina fa rain'ny Fiangonana katolika malagasy. misy toerana fanaovana fivahiniana masina natokana ho azy ny ao Toamasina<ref><small>Claire Le Moine, "[https://www.la-croix.com/Religion/Actualite/L-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 L’Église de Madagascar veut créer un lieu de pèlerinage national]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.la-croix.com%2FReligion%2FActualite%2FL-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 tahiry]], tao amin'ny ''La Croix'', 28 Janoary 2014 (notsidihina 19 Aogositra 2017).</small></ref>.
Ligne 13 ⟶ 18 :
Niroborobo tokoa ny Fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Rasoamanarivo]] [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire]] (1848-1894) vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Rafiringa Raphael Louis]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny Fiangonana protestanta ka tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana.
 
Teo anelanelan'ny taona 1896 sy 1898 ny fiangonana katolika dia nanombona nametraka fandaminana ary tamin'ny taona 1925 dia afaka nanao fanosorana pretra teratany malagasy. Efa nahatratra 100 000 ny mpino katoika tamin'ny taona 1900. Tamin'ny taona 1939 no voahosotra ny pretra malagasy voalohany, dia i Ignatius Ramarosandratana izay nohosorana ho eveka tany Roma, tamin'ny andron'ny Papa Pio XII. Tamin'ny taona 1947 dia novonoin'ny mpitindrampitondra politika tamin'izay ny katekista Lucien Botovasoa <ref><small>[https://www.ofmcap.org/it/documenti-ofmcap/cause-in-corso/cause-extra-ordine/404-lucien-botovasoa-1908-1947-n-prot-2998 Lucien Botovasoa (1908-1947)]</small></ref> <ref><small>[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2017/05/04/0295/00670.html Promulgazione di Decreti della Congregazione delle Cause dei Santi]</small></ref>. Tamin'ny taona 1969 dia nanana ny kardinaliny manokana amin'izay ny Fiangonana katolika eto Magadasikara, dia tsy iza fa i Jérôme Louis Rakotomalala.
 
==== Fahaleovanten'i Madagasikara ====
Naorin'ny Papa Joany XXIII ny Nonsiatora Apostolika teto madagasikara tamin'ny 23 Septambra 1960. Nitsangana ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) tamin'ny taona 1980, izay nanery ny Fanjakana malagasy mba hanomboka hampihara ny demokrasia amin'izay tamin'ny taona 1991 tamin'ny alalan'ny fihetseham-bahoaka ka ny mpitarika tamin'izany fanovana izany dia ny Kardinaly Armand Gaétan Razafindratandra.
 
Namangy an'i Madagasikara ny [[Joany Paoly II|Papa Joany Paoly II]] tamin'ny taona 1989 ary ny kardinaly Pietro Parolin, Sekreteram-Panjakana ao Vatokàna, dia nitsidika an'Antananarivo tamin'ny taona 2017<ref><small>"[https://madagascar-tribune.com/L-eglise-catholique-en-plein-dans,22813.html L’église catholique en plein dans la politique"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fmadagascar-tribune.com%2FL-eglise-catholique-en-plein-dans%2C22813.html tahiry]], 23 Janoary 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>
 
Tamin'ny taona 2017 dia nitsikera ny fanaovana politika nisy hatrizay teto Madagasikara ny Fiangonana katolika ka betsaka ny fanafihana nahazo ireo toeram-pitokana sy fikambana pretra<ref><small>"[http://www.rfi.fr/afrique/20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe Madagascar : les attaques contre des religieux catholiques se multiplient]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.rfi.fr%2Fafrique%2F20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe tahiry]], ''RFI'', 27 avril 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017)</small></ref>.
 
Ny solontenan'ny Papa eto Madagasikara, ny Nonsy Apostolika, hatramin'ny 13 Avrily 2015, dia ny Mgr Paolo Rocco Gualtieri<ref><small>''[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2015/04/13/0266/00579.html#nun Nomina del Nunzio Apostolico in Madagascar].'' In: ''Tägliches Bulletin.'' Presseamt des Heiligen Stuhls, 13 April 2015, (notsidihina ny 30. Mey 2015).</small></ref>.
 
== Ny ho avy ==
 
== Statistika ==
Mitana anjara asa lehibe tokoa ny Fiangonana katolika, indrindra eo amin'ny lafiny fahasalamana sy fanabeazana eto madagasikara. Araka ny firaketan'ny Fiangonana tamin'ny 2003 dia nisy:
 
* akanin-jaza miisa 749 izay misahana zaza madinika miisa 44167;
* sekoly ambaratonga voalohany miisa 2479 izay ahitana mpianara miisa 332 811;
* sekoly ambaratonga faharoa miisa 372 izay ahitana mpianatra miisa 88 959<ref><small>„[http://www.fides.org/aree/news/newsdet.php?idnews=5183&lan=deu Die Rolle der katholischen Kirche im Bildungswesen in Madagaskar: zahlreiche Einrichtungen garantieren einen hohen Bildungsstandard]“, Fides, 11 Janoary 2009</small></ref>.
 
Tamin'ny faran'ny taona 2004 dia izao ny tarehimarika momba ny Eglizy katolika eto Madagasikara:
 
* paroasy miisa 317;
* pretra miisa 1134;
* relijiozy miisa 3771;
* toeram-pampianarana miisa 3316;
* fikambanana moanao asa soa miisa 349;
* mpino katolika miisa 4 582 644 izay 23,59%n'ny mpoina eto amin'ny Nosy.
 
Tamin'ny taona 2007 ny eto Madagasikara dia nahitana:
 
* paroasy miisa 315;
* eveka miisa 27;
* pretra diosezana miisa 556;
* pretra amin'ny fikambanana hafa miisa 673;
* moana miisa 420;
* relijiozy miisa 4100.
 
== Rafitra ==
'''Kardinaly''' nifandimby:
 
=== Arsidiosezy sy diosezy ===
* Kly Razafindratandra Armand Gaëtan (hatramin'ny taona 2010)
[[Sary:Antsirabe - église.JPG|vignette|296x296px|Katedralin'Antsirabe]]
Mizara ho arsidiosezy dimy sy diosezy roa amby roapolo ny Eglizy katolika eto Madagasikara ka ireto avy izany:
 
==== Arsidiosezin'Antananarivo ====
 
* Diosezin'Antsirabé
* Diosezin'i Miarinarivo
* Diosezin'i Tsiroanomandidy
* Diosezin'i Maintirano
 
==== Arsidiosezin'Antsiranana ====
 
* Diosezin'Ambanja
* Diosezin'i Mahajanga
* Diosezin'i Port-Bergé
 
==== Arsidiosezin'i Fianarantsoa ====
 
* Diosezin'Ambositra
* Diosezin'i Farafangana
* Diosezin'Ihosy
* Diosezin'i Mananjary
 
==== Arsidiosezin'i Toamasina ====
 
* Diosezin'Ambatondrazaka
* Diosezin'i Fenoarivo-Atsinanana
* Diosezin'i Moramanga
 
==== Arsidiosezin'i Toliara ====
 
* Diosezin'i Morombe
* Diosezin'i Morondava
* Diosezin'i Tôlagnaro
 
=== Ny mpitantana ===
 
==== Kardinaly nifandimby: ====
 
* Kardinaly Razafindratandra Armand Gaëtan (hatramin'ny taona 2010)
 
*Kardinaly Tsarahazana Désiré
 
=== Ny Konferansa Episkopaly ===
 
==== Filoha ====
 
*Aseveka Jérôme Rakotomalala (1965 - 1966);
*Kly Tsarahazana Désiré
*Aseveka Gilbert Ramanantoanina, SJ (1966 - 1971)
*Mgr Albert Joseph Tsiahoana (1971 - 1974)
*Kardinaly Victor Razafimahatratra , SJ (1974 - 1986)
*Mgr Albert Joseph Tsiahoana (1986 - 1992)
*Mgr Jean-Guy Rakodondravahatra , MS (1992 - 1996)
*Kardinaly Armand Gaétan Razafindratandra (1996 - 2002)
*Aseveka Fulgence Rabeony , SJ (2002 - 2006)
*Mgr Fulgence Rabemahafaly ( 2006 - novembre 2012)
*Mgr Désiré Tsarahazana, archevêque, depuis novembre 2012
 
==== '''Eveka''' : ====
Konferansa Episkopaly
 
* Ambanja : Mgr Rosario Vella
* '''Filoha''' : (Mgr. Rabeony Fulgence) Mgr. Rabemahafaly Fulgence
* Ambatondrazaka : Mgr. Antoine Scopelliti
* '''Eveka''' :
**[[Ambanja]] Ambositra : Mgr. RosarioRakotonarivo VellaFidelis
* Antananarivo :Mgr. Razanakolona Odon Marie Arsene
** [[Ambatondrazaka]] : Mgr. Antoine Scopelliti
** [[Ambositra]]Antsirabe : Mgr. Rakotonarivo FidelisRamananarivo Félix
* Antsiranana : Mgr. Ramarson Benjamin Marc
** [[Antananarivo]] :Mgr. Razanakolona Odon Marie Arsene
** [[Antsirabe]]Farafangana : Mgr. RamananarivoRakotonirina FélixCharles-Remy
* Fenoarivo Atsinanana : Mgr. Rakotomamonjy Marcellin
** [[Antsiranana]] : Mgr. Ramarson Benjamin Marc
** [[Farafangana]]Fianarantsoa : Mgr. RakotonirinaRabemahafaly Charles-RemyFulgence
* Ihosy : Mgr. Ranaivomanana Philippe
** [[Fenoarivo Atsinanana]] : Mgr. Rakotomamonjy Marcellin
** [[Fianarantsoa]]Mahajanga : Mgr. RabemahafalyRandrianasolo FulgenceJoseph Ignace
* Mananjary : Mgr. José Alfredo Caires de Nobrega
** [[Ihosy]] : Mgr. Ranaivomanana Philippe
* Miarinarivo : (Mgr. Razakarivony Raymond) Mgr. Randrianarisoa Jean Claude
** [[Mahajanga]] : Mgr. Randrianasolo Joseph Ignace
* Morombe : Mgr. Zygmunt Robaszkiewicz
** [[Mananjary]] : Mgr. José Alfredo Caires de Nobrega
** [[Miarinarivo]]Morondava : (Mgr. Donald RazakarivonyJoseph RaymondLeo Pelletier) Mgr. Randrianarisoa JeanRaharilamboniaina ClaudeFabien
** [[Morombe]]Port-Bergé : Mgr. ZygmuntToasy RobaszkiewiczArmand
** [[Morondava]]Toamasina : (Mgr. DonaldRakotondrabe René Joseph Leo Pelletier) Mgr. Raharilamboniaina FabienTsarahazana Désiré
* Tôlagnaro : Mgr. Jean Pierre Dominique Zévaco
** [[Port-Bergé]] : Mgr. Toasy Armand
* Toliara : Mgr. Rabeony Fulgence
** [[Toamasina]] : (Mgr. Rakotondrabe René Joseph ) Mgr. Tsarahazana Désiré
** [[Tôlagnaro]]Tsiroanomandidy : Mgr. JeanGustavo PierreBombin Dominique ZévacoEspino
** [[Toliara]] : Mgr. Rabeony Fulgence
** [[Tsiroanomandidy]] : Mgr. Gustavo Bombin Espino
 
== Jereo koa: ==