Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
== Anaran'ny boky ==
Ny teny hoe ''Ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''Míshlê'' izay midika hoe "fanoharana" na "ohabolana". Atao hoe ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao amin'ny Tanakh, izany hoe "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia'' (ao amin'ny [[Volgata]]). Amin'ny teny grika kosa dia ''Paroimai Paroimiae'' na ''Paroimia'' (ao amin'ny [[Septoaginta|Sptoaginta]] na [[SptantaSeptanta]]). Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky amin'ny Baiboly maro.
 
== Ny fanoratana ny Ohabolana ==