Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-39:
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] no nanoratra ny Mpanjaka Voalohany. Fa ireo mpikaroka momba ny Baiboly dia milaza fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa no nanoratra sy nanambatra ny lahatsoratra. Ny Boky voalohan'ny Mpanjaka dia milaza ny fisian'ny loharano nanovozana, dia ireo boky atao hoe ny ''Tantaran’i Solomona'' na ''Asan’i Solomona'' (1Mpa. 11.41) sy ny ''Tantaran’ireo Mpanjakan’i Israely'' (1Mpa. 14.19) ary ny ''Tantaran’ireo Mpanjakan’i Joda'' (1 Mpan.14.29).
 
== Fizaran’ny Boky ==