Panteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-3:
Izany fampianarana izany dia efa niseho nanomboka tamin'ny andron'ny neoplatonisma (nanomboka taonjato faha-3 taor. J.K.). Amin'ireo filozofa neoplatonisiana dia fisehoan'Andriamanitra ny fomban'ny olombelona sy ny zava-misy iainany (panteisma akosmika). Ny hafa koa, indrindra ny [[Hindoisma|filozofa hindoa]], dia mampianatra fa ny fitambaran'ny zavatra rehetra, na dia miovaova sy manam-petra aza, dia ataony hoe Andriamanitra (panteisma kosmika).
 
== Fiforonan'ny teny hoe ''pateismapanteisma'' ==
Avy amin'ny fitambaran'ny teny grika hoe πὰν / pan ("manontolo") sy θεός / theos ("andriamanitra") ny teny vahiny (frantsay: ''pantheisme''; anglisy: ''pantheism'') nohagasina hoe ''panteisma''. Tao amin'ny asa soratr'i John Toland<ref><small>''Dictionnaire des philosophes'' sous la direction de Denis Huisman, <abbr>p.</abbr> 2523, PUF, 1984.</small></ref> tamin'ny taona 1720 atao hoe ''Pantheisticon'', na raha ny marina kokoa, tao amin'ny asasoratr'i Joseph Raphson, tao amin'ny boky nosoratany hoe ''De Spatio Reali seu Ente Infinito'' tamin'ny taona 1697<ref><small>Ann Thomson'','' ''Bodies of Thought: Science, Religion, and the Soul in the Early Enlightenment,'' 2008, page 54.</small></ref>, izay nanavahany ireo panteista tamin'ireo atea (frantsay: ''athées'') sy tamin'ireo materialista: ny panteista dia ireo mpanao asa fandinihana manambara fa misy zavatra tokana tsy azo tsapain-tanana sady mana-tsaina izay namorona izao rehetra izao avy amin'ny tenany<ref><small>Ann Thomson, "Existe-t-il un républicanisme panthéiste au XVIIIème siècle ?" ''[http://erea.revues.org/266 E-rea]'' ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ferea.revues.org%2F266 Tahiry])</small></ref>.