Fiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanatsara
Andalana faha-1:
[[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM), araka io anarany io, dia mampiombona ireo Fiangonana protestanta roa dia ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM). Izany fiombonana izany dia tanterahina amin'ny fiaraha-mivavaka amin'ny fotoana sasany sy fananganana sehatra na fotodrafitrasa iraisana toy ny sekoly. Samy mampiasa ny [[Baiboly malagasy|Baiboly protestanta]] ireo Fiangonana ireo ary iombonany koa ny fampiasana boky fihirana sy tiona FFPM. Samy manaraka ny ankabeazan'ny teolojia protestanta izay niteraka sady vokatry ny [[Reformasiona]] izy ireo nefa ny FLM manaraka indrindra ny an'i [[Martin Luther|Martin Lotera]] fa ny FJKM manaraka kokoa ny an'i [[Jean Calvin|Kalvino]]. Ireo fiangonana roa ireo no tranainy indrindra amin'ny [[Kristianisma ao Madagasikara|Fiangonana kristiana rehetra eto Madagasikara]]. Atao hoe "Fédération des Eglises Protestantes à Madagascar" ny FFPM amin'ny teny frantsay ary "Federation of the Protestante Churchs in Madagascar" amin'ny teny anglisy<ref name=":0"><small>''Inona moa ny FFPM ?'', p.33.</small></ref>. Tsy ny fiangonana atao hoe "protestanta" (na milaza tena hoe "protestanta") rehetra anefa no miombona ao amin'ny FFPM. Ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (na Aglikana) dia tsy isan'ny FFPM. Tsy ireo ao amin'ny FFPM ireo ihany anefa no Fiangonana protestanta eto Madagasikara.
 
Manana ny lalàm-panorenany manokana sy ny fitsipi-piaraha-miasany ny FFPM. Manana birao ahitana filoha iray, filoha mpanampy iray, sekretera jeneraly iray, mpandraharaha iray, mpitahiry vola iray, mpanolotaina dimy<ref><small>''Inona moa ny FFPM ?,'' p. 5.</small></ref>.
 
== Fiombonana ara-pinoana ==
Ho fanehoana sy fanatanterahana izany fiombonana izany dia eken'ny fiangonana ao amin'ny FFPM ny mpandray ny fanasan'ny tompo avy amin'ny fiangonana hafa miombona ao amin'ny FFPM. Toy izany koa ny amin'ny mpanao raharaham-piangonana<ref><small>''Inona moa ny FFPM ?,'' p. 28.</small></ref>.
Ho fanehoana sy fanatanterahana izany fiombonana izany dia eken'ny fiangonana ao amin'ny FFPM ny mpandray ny fanasan'ny tompo avy amin'ny fiangonana hafa miombona ao amin'ny FFPM. Toy izany koa ny amin'ny mpanao raharaham-piangonana<ref><small>''Inona moa ny FFPM ?,'' p. 28.</small></ref>. Miray ara-pinoana ireo fiangonana miombona ao amin'ny FFPM amin'ny alalan'ny fanekeny ny [[Baiboly protestanta]] ho tenin'Andriamanitra, ny sakramentan'ny [[Batisa]] sy ny sakramentan'ny [[Fanasan'ny Tompo]], ireo [[fanekem-pinoana]] telo ([[Fanekem-pinoana apostolika|apostolika]] sy [[Fanekem-pinoana nikeana|nikeana]] ary [[Fanekem-pinoana atanaziana|atanaziana]]), ny [[Vavaka nampianarin'ny Tompo]], ary ny fihirana FFPM<ref name=":0" />.
 
== Fiombonana miseho amin'ny asa ==
Miray ara-pinoana ireo fiangonana miombona ao amin'ny FFPM amin'ny alalan'ny fanekeny ny [[Baiboly protestanta]] ho tenin'Andriamanitra, ny sakramentan'ny [[Batisa]] sy ny sakramentan'ny [[Fanasan'ny Tompo]], ireo [[fanekem-pinoana]] telo ([[Fanekem-pinoana apostolika|apostolika]] sy [[Fanekem-pinoana nikeana|nikeana]] ary [[Fanekem-pinoana atanaziana|atanaziana]]), ny [[Vavaka nampianarin'ny Tompo]], ary ny fihirana FFPM<ref name=":0" />.
Izany fiombonana izany dia miseho ihany koa amin'ny alalan'ny fisahanana "asa iombonana" dia ny "vondron-tsampana" sy "vondronasa" ary "vondron-tsampanasa.
 
==== Vondron-tsampana ====
Izany fiombonana izany dia miseho ihany koa amin'ny alalan'ny fisahanana "asa iombonana" ("vondron-tsampana" sy "vondronasa" ary "vondron-tsampanasa). Ireto avy ny vondron-tsampana hita ao izay mifanandrify amin'ny sampana velona ao amin'ny fiangonana mpikambana: ny Fifohazana Protestanta, ny Farimbonasan'ny Lehilahy Protestanta, ny Farimbonasan'ny Vehivavy Protestanta, ny Farimbonasan'ny Tanora Protestanta, ny Farimbonasan'ny Skoto Protestanta, ny Farimbonasan'ny Sekoly Alahady Protestanta, ny Fiombonan'ny Vokovokomanga Protestanta. Ireto ny vondronasa izay mahakasika ny lafiny momba ny fitaizam-panahy sy ny sosialy sy ny toekarena ary ny fanabeazana: ny Vondronasan'ny Fampandrosoana Protestanta, ny Vondronasan'ny Fifandraisana Protestanta ary ny Vondronasa Fitoriana ny Filazantsara Protestanta. Ireto kosa ny vondron-tsampanasa: ny Vondron-tsampanasa momba ny Fanabeazana, ny Vondron-tsampanasa momba ny Fanasoavana Protestanta, ny Vondron-tsampanasa momba ny Fitaizam-panahy Protestanta, ny Vondron-tsampanasa momba ny Fanolokoloana Protestanta, ny Vondron-tsampanasa momba ny Famokarana<ref><small>''Inona moa ny FFPM ?'', pp.36-37.</small></ref>.
Ireto avy ny vondron-tsampana hita ao izay mifanandrify amin'ny sampana velona ao amin'ny fiangonana mpikambana: ny Fifohazana Protestanta, ny Farimbonasan'ny Lehilahy Protestanta, ny Farimbonasan'ny Vehivavy Protestanta, ny Farimbonasan'ny Tanora Protestanta, ny Farimbonasan'ny Skoto Protestanta, ny Farimbonasan'ny Sekoly Alahady Protestanta, ny Fiombonan'ny Vokovokomanga Protestanta.
 
==== Vondronasa ====
Ireto ny vondronasa izay mahakasika ny lafiny momba ny fitaizam-panahy sy ny sosialy sy ny toekarena ary ny fanabeazana: ny Vondronasan'ny Fampandrosoana Protestanta, ny Vondronasan'ny Fifandraisana Protestanta ary ny Vondronasa Fitoriana ny Filazantsara Protestanta.
 
==== Vondron-tsampanasa ====
Ireto kosa ny vondron-tsampanasa: ny Vondron-tsampanasa momba ny Fanabeazana, ny Vondron-tsampanasa momba ny Fanasoavana Protestanta, ny Vondron-tsampanasa momba ny Fitaizam-panahy Protestanta, ny Vondron-tsampanasa momba ny Fanolokoloana Protestanta, ny Vondron-tsampanasa momba ny Famokarana<ref><small>''Inona moa ny FFPM ?'', pp.36-37.</small></ref>.
 
== Fifandraisana amin'ny fianagonana hafa ==
Mifandray amin'ny fiangonana kristiana hafa eto Madagasikara amin'ny alalan'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) ny FFPM sady mifandray koa amin'ireo fiombonam-piangonana iraisam-pirenena toy ny ''Conseil Œcuménique des Eglises'' (anglisy: ''World Council of Churches'') sy ny ''Fédération Luthérienne Mondiale'' (anglisy: ''Lutheran World Federation'') sy ny ''Alliance Réformée Mondiale'' (anglisy: ''World Alliance of Reformed Churches'') ary ny ''Conférence des Eglises de Toute l'Afrique'' (anglisy: ''All Africa Conference of Churches'')<ref><small>''Inona moa ny FFPM ?'', p.39.</small></ref>.
 
Ligne 19 ⟶ 29 :
* [[Fiangonana ao Madagasikara|Fiangonana eto Madagasikara]]
* [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]]
*[[Protestantisma eto Madagasikara]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==