Ray Apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Didakhê amin'ny teny grika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Ray Apostolika|Ray apostolika]], ho an’ny Kristiana, dia ireo mpianatra sy mpandimby ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly roa ambin’ny folo]]. Isan'ny [[Rain'ny Fiangonana|Rain'ny fiangonana]] ny Ray apostolika. Ireo mpanoratra literatiora kristiana tamin’ny fiteny grika sady maty maritiry ihany ary ireo tena nalaza tamin’nytamin'ny taonjato voalohany susy faha-2 no tondroina indrindra amin’nyamin'ny hoe ''Ray apostolika''. Ny soratr’izysoratr'izy ireo dia tsy nampidirina ho isan’nyisan'ny boky ao amin’nyamin'ny [[Baiboly]] nefa heverina fa fitohizan’nyfitohizan'ny soratr’ireo apostoly mamorona ny [[kanona]]<nowiki/>n’ny [[Testamenta Vaovao]] sady loharano saro-bidy amin’nyamin'ny fahafantarana ny tantaran’nytantaran'ny fiangonana. Isan’nyIsan'ny atao hoe nosoratan’ireonosoratan'ireo ray apostolika ny boky atao amiamin'ny tny[[Fiteny grika|teny grika]] hoe Διδαχή / ''Didakhê'' ("Fampianarana" izany hoe fampianaran'ireo Apostoly roa ambin’nyambin'ny folo) nefa tsy fantatra izay nanoratra azy.