Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra tsy marim-pototra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
Ny taona 1928, natsangana ho archidiocèse i Johannesburg (Afrika atsimo) ary nampidirina tao anatin'izany i Madakasikara. Araka izany, naniraka pretra ho aty Madagasikara ny archevêché tao Johannesburg mba hanentana sy hanome vatsim-panahy ny kristianina ortôdôksa. Nefa tsy naharitra ny fitsidihana nataony teto.
 
Ny taona 1930 nanangana fiangonana ireo kristianina ortôdôksa tao Antananarivo (Behoririka) ary natao eo ambany fiarovan'ny "dormitionDormition de la Mère de Dieu". Na vita aza ny fiangonana dia mbola tsy nahazo pretra ihany ny kristianina.
 
Ny taona 1948 nandefa pretra hipetraka maharitra teto Madakasikara ny archevêché-n'ny Johannesburg. Pretra iray ihany anefa no nalefany hisahana sy hitantana ny fiangonana ortôdôksa manerana an'i Madagasikara izay efa nisy fiangonana roa nitsangana. Satria ny taona 1955 dia vita ny fiangonana tany Mahajanga arovan'i Md Nicolas. Taona vitsy taor ian'izay dia tsy nisy pretra indray i Madagasikara rehefa niverina any Afrika atsimo ny pretra niasa teto noho ny antony maro.