Epistily ho an' ny Kôlôsiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''''[[Epistily ho an'ny Kolosiana''''']] na [[Epistily ho an'''''ny Kolosiana|Taratasin'i Masindahy Paoly ho an''''ny Kôlôsianina]] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany Kolosia izany. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 60 sy 63 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==
''Επιστολή προς Κολοσσαείς'' / ''Epistolê pros Kolossaeis'' no fiantsoana azy amin'ny teny grika fa ''Epistula ad Colossenses'' kosa amin'ny teny latina.
 
Ny Protestanta malagasy sy ny ankamaroan'ny Kristiana malagasy tsy katolika dia manao hoe ''Epistily ho an'ny Kolosiana'' (hafohezina amin'y hoe ''Kolosiana'') fa ny Katolika malagasy kosa manao azy hoe ''Epistolà'' na ''Taratasin'i Masindahy Paoly'' ''ho an'ny Kôlôsianina'' (hafohezina amin'ny hoe ''Kôlôsianina'').
 
== Fanintinana ==