Nevi'im: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Nevi'im''' na '''Nebi'im''' ("mpaminany") dia ilazàna ireo boky izay mamorona ny fizaràna faharoa ao amin’ny Baiboly hebreo (atao hoe [[Tanakh]]) manomboka eo amin’ny Bokin’i Josoa ka miafara amin’ny Bokin’i Malakia. Ny fizaràna atao hoe [[Torah]] no eo alohany fa ny fizaràna atao hoe [[Ketuvim]] koasa no ao aoriany.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''nevi’im'' dia teny hebreo (נְבִיאִים‬ / ''Nəḇî'îm'') izay midika hoe “mpaminany (maro)”. Ny endrika milaza tokan’io teny io dia ''nabî'' (“mpaminany (tokana)”). Araka ny lovantsofina dia mpaminany no nanoratra an’ireo boky isan’ny atao hoe Nebi’im ireo.
 
== Fizaràn’ny Nevi’im ==
Mizara roa indray ny Nevi’im dia ny ''Nevi'im rishonim'' (נביאים ראשונים / "mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' (נביאים אחרונים / "mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Ny “mpaminany taloha” dia ilazàna ireo boky nosoratana talohan’ny Fahababoan’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]] tany Babilona fa ny “mpaminany taoriana” kosa dia enti-manondro ireo boky voasoratra taorian’izany fahababoana izany. Ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] dia tsy voasokajy ao amin’ny Nevi’im.
 
=== Ny Nevi’im rishonim na Mpaminany taloha ===
Andalana faha-13:
* Sefer Shoftim na Shoftim : [[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]
 
* Sefer Shemuel na Shemuel : [[Boky voalohan'i Samoela|Samoela voalohany]] sy [[Boky faharoan’i Samoela|Samoela faharoa]]
 
* Sefer Melakhim na Melakhim : [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]]
Andalana faha-20:
=== Ny Nevi'im aharonim na Mpaminany taoriana. ===
Ny bokin'ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondron'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim''. Ny Kristiana dia manasokajy azy ireo ao amin’ny atao hoe bokin’ny mpaminany. Miisa efatra ny boki’ireo mpaminany taoriana, dia ireto avy:
* Sefer Yeshayahu na Yeshayahu : [[Bokin’i Isaia|Isaia]]
 
* Sefer Yrmeyahu ("bokin'i Jeremià") na Yrmeyahu : [[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]
 
* Sefer Yehezkael ("bokin'i Ezekiela") na Yehezkael : [[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]
 
* Trei Assar (תרי עשר “[[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin’ny folo]]”)
 
Ireo mpaminany taoriana telo voalohany dia atao hoe “mpaminany lehibe”. Ny ''Trei Assar'' dia manambatra ireo mpaminany miisa roa ambin’ny folo atao hoe "mpaminany madinika" – dia ireto avy: Sefer Hoshea (הושע) ([[Bokin'i Hosea|Hosea]]), Sefer YoelYo'el (יואל) ([[Bokin'i Joela|Joela]]), Sefer Amos (עמוס) ([[Bokin'i Amosa|Amosa]]), Sefer Ovadiyah (עובדיה) ([[Bokin'i Obadia|Obadia]]), Sefer Yohnah (יונה) ([[Bokin'i Jona|Jona]]), Sefer Mikhah (מיכה) ([[Bokin'i Mika|Mika]]), Sefer Nahum (נחום) ([[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]), Sefer 'Havakuk (חבקוק) ([[Bokin'i Habakoka|Habakoka]]), Sefer Tsefaniyah (צפניה) ([[Bokin'i Zefania|Zefania]]), Sefer Haggai (חגי) ([[Bokin'i Hagay|Hagay]]), Sefer Zekhariyah (זכריה) ([[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]) ary Sefer Malakhi (מלאכי) ([[Bokin'i Malakia|Malakia]]).
 
== Jereo koa: ==