Aostralia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Acer (dinika | fandraisan'anjara)
k →‎Rohy ivelany : Wikivoyage
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Andalana faha-59:
Efa ho 50 000 taona lasa izay ny olombelona no nipetraka tany Aostrala. Ireo mponina voalohany nipetraka tao Aostralia ireo, izay antsoina ihany koa hoe Aborijinina, dia tonga tao Aostralia avy tany Indonezia tamin'ny fampitana ny tanjona maro vokatry ny fitambaran'ny nosin'i Ginea Vao, i Aostralia ary i Ginea Vao.
 
=== FahafaranFahafantaran'ny Eorôpeana azy voalohany ===
{{...}}
I [[Willem Janszoon]] no lazaina fa eoropeana voalohany indrindra nahita an'i Aostralia tany amin'ny voalohandohan'ny taona 1606. Tonga ary nametraka tongotra teo amin'i [[Renirano Pennefather]] eo akaikin'ny tanànan'i [[Weipa]] eo amin'i [[Tanjona York]] izy. Nofaritiny avy hatrany ny amorintsiraka andrefana ary ny amorontsiraka avaratra ary Hôlandy Vaovao no anarana nomeny an'ilay tany vao hitany tamin'ny taonjato faha 17, kanefa izy dia tsy nitondra mponina hapetraka eo amin'ilay tany hozanahana.