Tetiandro mozilmana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Tsipelina |
Nandamina |
||
Andalana faha-1:
Ny [[tetiandro miozolmana]] na [[Tetiandro miozolmana|tetiandro silamo]] dia tetiandro ampiasain'ny fivavahana silamo ka ny iray volana ao aminy, izay mitovy amin'ny fitsingerenan'ny [[Volana]] amin'ny Tany, dia misy 29 na 30 andro ary ny iray taona misy 354 na 355 andro. Tetiandro manara-bolana ny tetiandro miozolmana
Ny taona 1 amin'ny tetiandro miozolmana dia mifanandrify amin'ny taona 622 taor. J.K. ary ny andro voalohany dia mifanandrify amin'ny 15 na 16 Jolay tamin'io taona 622 io. Andro voalohany amin'ny volana Muharram izany. Io no andro voalohany tamin'ny fifindrà-monin'i [[Mohamady]] sy ireo mpanaraka azy avy ao Maka hankany Iatriba (tanàna fantatra amin'ny anarana hoe Madîna amin'izao fotoana izao). Izany fifindrà-monina izany no atao hoe ''Hiǧrah'' (هجرة) amin'ny teny arabo. Folo taona taorian'io andro io no nampiasana ny tetiandro miozolmana. Atao hoe التقويم الهجري / ''at-taqwīm al-hijrī'' io tetiandro io amin'ny teny arabo.
== Ny andro sy ny volana ==
==== Ny volana ====
Ireto avy ny anaram-bolana ao amin'ny tetiandro miozolmana:
Ligne 18 ⟶ 21 :
* Dhu al-Hijja (ذو الحجة).
Ny fanombohan'ny volana tsirairay dia mifanandrify amin'ny fotoan'ny tsinam-bolana hitan'ny maso.
==== Ny andro ====
Ireto ny anaran'ny andro ao amin'ny tetiandro miozolmana (anaran'andro arabo):
{| class="wikitable"
Ligne 58 ⟶ 64 :
== Fifandraisan'ny taona silamo sy ny taona gregoriana: ==
Fohy kokoa noho ny taona gregoriana na joliana ny taona miozolmana ka 11 andro ny elanelan'izy ireo. Ny taona 1 amin'ny tetiandro miozolmana dia mifanandrify amin'ny taona 622 taor. J.K. ary ny andro voalohany dia mifanandrify amin'ny 15 na 16 Jolay tamin'io taona 622 io. Inty ny raikipohy azo ampifandraisana ny taona miozolmana (m) sy ny taona gregoriana (g):
m(g) = (g − 621,5709) × 1,0306888.▼
Ny isa 1,0306888 dia tahan'ny halavan'ny taona manara-masoandro amin'ny halavan'ny taona manara-bolana.
|