Tetiandro joliana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[tetiandro joliana]] na [[Tetiandro joliana|kalandrie joliana]] dia tetiandro manara-masoandro nampiasaina tany Roma tamin'ny Andro Taloha izay nampidirin'i Jolio Kaisara tamin'ny taona 46 tal. J.K. mba hanoloany ny tetiandro romana repoblikana. Nampiasaina tany Eoropa io [[tetiandro]] io hatramin'ny nanoloana azy tamin'ny [[tetiandro gregoriana]] tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-16.
 
Fiangonana ortodoksa dimy no isan'ireo mbola mampiasa azy hatramin'izao, dia ny Fiangonana ortodoksan'i Jerosalema, ny Fiangonana ortodoksan'i Rosia, ny Fiangonana ortodoksan'i Makedonia ary ny Fiangonana ortodoksan'i Serbia. Ny faritra sasany any magrebaMagreba koa dia mampiasa ny tetiandro joliana, indrindra ny Berbera ao Afrika Avaratra.
 
Tamin'ny taona 46 tal. J.K. dia nanapa-kevitra i Jolio Kaisara, araka ny toro hevitr'ilay mpahay kintana grika atao hoe Sosigenesy avy any Aleksandria mba hanao tetindrotetiandro vaovao. Ny iray tao ao amin'io tetiandro io dia maharitra 365 andro ho an'ny taona fohy fa 366 andro kosa ho an'ny taona lava isan'efa-taona izay amerenana in-droa ny 24 Febroary. Tsy ny voalohan'ny volana marsaMarsa intsony fa ny voalohan'ny volana Janoary no natao andro voalohany amin'ny taona.
 
== Jereo koa: ==