Tetiandro joliana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny fanisam-potoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[tetindrotetiandro joliana]] na [[Tetiandro joliana|kalandrie joliana]] dia tetiandro manara-masoandro nampiasaina tany Roma tamin'ny Andro Taloha izay nampidirin'i Jolio Kaisara tamin'ny taona 46 tal. J.K. mba hanoloany ny tetiandro romana repoblikana. Nampiasaina tany Eoropa io tetiandro io hatramin'ny nanokoanananoloana azy tamin'ny [[tetiandro gregoriana]] tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-16.
 
Fiangonana ortodoksa dimy no isan'ireo mbola mampiasa azy hatramin'izao, dia ny Fiangonana ortodoksan'i Jerosalema, ny Fiangonana ortodoksan'i Rosia, ny Fiangonana ortodoksan'i Makedonia ary ny Fiangonana ortodoksan'i Serbia. Ny faritra sasany any magreba koa dia mampiasa ny tetiandro joliana, indrindra ny Berbera ao Afrika Avaratra.