Alahady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely
Andalana faha-1:
Ny [[Alahady]] dia [[andro]] fahafito ao amin'ny [[herinandro]] raha ny [[Alatsinainy]] no atao andro voalohany fa andro voalohany kosa izy raha ny Alatsinainy no atao andro faharoa.
 
Ny teny malagasy hoe ''Alahady na Lahady'' dia avy amin'ny teny arabo hoe ''al-aḥad'' izay mitovy dika aminy.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Alatsinainy]] - [[Alarobia]] - [[Alakamisy]] - [[Zoma]] - [[Asabotsy]]
* [[Alarobia]]
* [[Alakamisy]]
* [[Zoma]]
* [[Asabotsy]]