Pneomatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy momba ny fivavahana kristiana |
k Nanitatra kely |
||
Andalana faha-1:
Ny [[pneomatolojia]] dia taranja teolojika ao amin'ny fivavahana kristiana izay iresahana sy ianarana ary ampianarana ny amin'ny [[Fanahy Masina]].
Teny malagasy hoe ''pneomatolojia'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''πνεῦμα'' / ''pneuma'' "fanahy" sy ''λόγος'' / ''logos'' "fampianarana" na "fianarana"). Iresahana ny amin'ny personan'ny Fanahy Masina ao amin'ny [[Trinite]] sy ny asan'ny Fanahy Masina ny pneomatolojia.
Taty aoriana dia tafiditra ao amin'io taranja io koa ny hoe "fahateraham-baovao", ny
== Jereo koa ==
|