Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[konsily|konsily,]] izay atao hoe koe [[Konsily|sinoda]], dia fivoriam-ben'ny eveka izay anapahana ny tenim-pionoana sy ny foto-pampianarana ary ny fitsipi-pifehezana hiainan'ny Fiangonana. Ny [[Apostoly]] no heverina fa nanao konsily voalohany tany Jerosalema (taona 49 taor. J.K.). Tsy isaina ao amin'ny filaharan'ny konsily io fivorian'ny Apostoly io. Ny emperora no nampiantso konsily, avy eo ny Papa. Ny Konsily voalohany tao Nikea no konsily voalohany teo amin'ny Fiangonana taorian'ny andron'ny Apostoly. Manam-pahefana amin'ny Fiangonana ny zavatra tapaka amin'ny konsily. Nefa misy konsily sasany izay tsy eken'ny fiangonana sasany aorian'ireo fivakisan'ny Fiangonana teo amin'ny tantara. Ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] dia tsy manaiky afa-tsy ny fahefan'ny konsily efatra volohany, ny [[Kristianisma ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]] ny valofito voalohany, ary ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]] dia manaiky ny fahefan'ny ankamaroan'ny konsily rehetra.
 
== Ny konsily ekiomenika ==
 
=== Ny konsily efatra voalohany ===
Ligne 10 ⟶ 8 :
 
==== Ny Konsily voalohany tao Konstantinopoly (taona 381) ====
Nanamafisana ny zavatra tapaka tao amin'ny Kosilin'i Nikea ny Konsily tao Konstatinopoly izay nanapahana ny [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan'i Nikea sy Konstantinopoly]]. Io no konsily faharoa. Tapaka fa Andriamanitra koa ny [[Fanahy Masina]]. Tsy nandray anjara tamin'io ny [[Fiangonana Latina|Fiangonana latina]].
 
==== Ny Konsily tao Efeso (taona 431) ====
Ny Konsily tao Efeso (na Efesosy na Efezy) dia nanapahana ny maha Renin'Andriamanitra (gr.: ''Theotokos'') an'i Maria. Iono konsily fahatelo. Nivoaka noho izany ny Fanekem-pinoan'i Efezy. Tsy eken'ny Protestanta ny fiantsoana an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] ho Renin'Andriamanita.
 
==== Ny Konsily tao Kalkedona (taona 431451) ====
Ny Konsily tao Kalkedona no nanambaràna ny fananan'i Jesosy fomba (na natiotra) roa, dia natioran'Andriamanitra sy natioran'olombelona. Io no konsily fahefatra. Izy no nanoherana an'i Eotikesy, izay nampianatra fa nifangaro ka tsy azo avahana ao amin'ny natioran'Andriamanitra ny natioran'olombelona ao amin'i Kristy. Heverin'ny tao amin'ny konsily ho fampianaran-diso izany fampianarana izany izay atao hoe ''monofizisma''.
 
Ligne 28 ⟶ 26 :
==== Ny Konsily faharoa tao Nikea (taona 787) ====
Ny Konsily faharoa tao Nikea dia natao mba nanamelohana ny fanimbana sary masina ka nomena ny anarana hoe ''ikonoklasma''. Io no konsily fahafito. Ny mpomba ny fanimbana ny sary masina dia nilaza fa mifanohitra amin'ny fivavahana kristiana marina ny fampiasana sary hanehoana an'i Kristy sy i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy ireo olomasina hafa. Nandresy tamin'izany konsily izany ny mpomba ny fampiasana ny sary masina (atao hoe ''ikônôdola'').
 
=== Ny konsily folo taorian'ny taona 787 ===
 
==== Ny Konsily fahefatra tao Konstantinopoly (taona 869 sy 870) ====
Ny Konsily fahefatra tao Konstantipopoly no nampisaraka ny Fiangonan'i Roma sy ny Foangonan'i Konstantinopoly. Io no konsily fahavalo. Nitsipaka ny fanovanana ny ny hoe ''Filioque'' amin'ny Fanekem-pinoana nikeana izany konsily izany. Ny Fiangonan'i Roma dia nino fa mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka ny Fanahy Masina fa ny Fiangonan'i Konstantinopoly kosa tsy nanaiky an'izany fa nanamafy ny fivoahan'ny Fanahy Masina amin'ny Ray irery ihany.
 
==== NyIreo konsily folohafa taorianteo amin'ny taonaFiangonana 1054katolika ====
Ireto avy izy ireo:
 
Andalana faha-45:
* ny Konsily tao Bala-Ferare- Florentia (1431-1445);
* ny Konsily fahadimy tao Latrana (1512-1517).
 
=== Ireo konsily katolika taorian'ny taona 1517 ===
Ireto avy izy ireo:
 
* ny Konsily tao Tredenta (taona 1545 sy 1563)
* ny Konsily valohany tao Vatikana (taona 1869-1870)
* ny Kosily faharoa tao Vatikana (taona 1962 sy 1965)