Teôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-5:
Fomba fiasa voasaina<ref name=":0"><small>''Voasaina'': fr: "rationnel"</small></ref> no entina manao ny fanakarana ny momba an'Andriamanitra sy ny manodidina azy hany ka nisy fotoana tsy niaingan'ny mpanao teolojia tamin'ny Soratra Masina, izay vokatry ny fanambaràna, hanakarana ny tontolon'Andriamanitra fa tamin'ny fisainany irery ihany.
 
== FiforonaFiforonan-teny ==
Ny teny hoe teolojia dia avy amin'ny teny grika hoe θεολογία / theologia, izay azo amin'ny fanakambanana ny teny hoe Θεός / ''theos'' (midika hoe "andriamanitra") sy ny hoe -λογία / ''logia'' (midika hoe "fitenenana" na "firesahana") nisampana avy amin'ny teny hoe λόγος / ''logos'' ("teny"). Ny mpampiatatra na ny izay nianatra teolojia noatao hoe ''teolojiana''.