Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy zana-dohateny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Andalana faha-3:
== Lahatsoratra ao amin'ny Baiboly ==
 
Boky roa no ahitana ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] na Eksaody sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Hitantsika etsy ambany ny lahatsoratra nalaina tao amin'ny [http://baiboly.orgBaiboly baiboly.org]protestanta amin'ny teny malagasy.
 
==== Ny Didy Folo ao amin'y Bokin'ny Eksodosy ====
Eksodosy 20.2-17<ref>[http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=2-17&dika= Eskodosy 20 : 2-17]</ref>.
 
"Izaho no [[Iahveh|Jehovah]] Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
 
Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Andalana faha-36:
Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
 
Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza".
 
==== Ny Didy Folo ao amin'ny Bokin'ny Deoteronomia ====
Deoteronomia 5.6-18<ref>[http://baiboly.org/toko.asp?boky=DEOTORONOMIA&toko=5&andininy=6-18&dika= Deteronomia 5 : 6-18]</ref>
 
"Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
 
Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Andalana faha-65:
Aza mamono olona. Ary aza mijangajanga. Ary aza mangalatra. Ary aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
 
Ary aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao; ary aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, na ny taniny, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza".
 
=== Fahasamihafana amin'ny lahatsoratra ===
Andalana faha-71:
 
== Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa ==
Araka ny lahatsoratra avy ao amin'ny Eksodosy, dia mihoatra ny folo (10) ny Didy, izany hoe ny fitambaran'ireo fehezanteny misy ''Aza'' sy ny matoateny ''mibaiko'' toy ny hoe ''mitandrema''. Araka ny Baiboly ihany koa nefa dia folo ihany ny Didy. Samy manana ny rafitra manome ny didy folo ny fiangonana tsirairay. Hita etsy ambany ny fahasamihafana.
{|border="1"
|+Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa