Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Andalana faha-1:
Ny '''Kristianisma''' dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny [[Monoteisma|finoana an'Andriamanitra tokana]], izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny [[apostoly]] ([[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i [[Jesosy|Jesoa]] avy any Nazerata, na [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa arivo tapitrisa (2 000 000 000) eo ho eo ny mpino, miparitaka anaty fiangonana 33 000; ka ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana[[Fiangonana katolika|Fiangonana katôlika]].
 
Ny mpamaritra anarana ''[[kristianina]]'' dia midika hoe "an'i Kristy", na "mpanaraka ny fampianaran'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.
 
Ny [[Testamenta Taloha]] – ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] – miaraka amin'ny [[Testamenta Vaovao]] no soratra ifotoran'ny finoana kristianina.
 
== TsanganFampianaram-kevitrapinoana ==
 
=== Kristy ===
Amin'ny Kristiana dia i Jesoa no [[Mesia]] na Kristy. Inoan'ny [[Kristianina|Kristiana]] ho voahosotr'Andriamanitra sy nirahina ho ety ambonin'ny tany hanavotra ny olombelona amin'ny alalan'ny fahafatesany sy ny fitsanganany ho velona i Jesoa.
Ligne 13 ⟶ 14 :
 
=== Trinite ===
Ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana dia mino ny atao hoe [[Trinite|Trinite,]] - izany hoe ny maha tokana nefa misy persona telo an'Andriamanitra. Ireo persona ireo dia ny Ray sy ny Zanaka (na ny Teny) ary ny [[Fanahy Masina]]. Tsy andriamanitra telo ireo.
 
== Tantara ==
Nanomboka tany amin'ny fampielezan'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny [[filazantsara]] no azo lazaina fa nanombohan'ny Fivavahana kristiana nahaleo tena ka tsy nikambana intsony tamin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]]. Niely tany Asia Minora sy Eoropa atsimo ary amin'ny tapak'i Afrika avaratra ny fivavahana kristiana ka isan'ny nandray anjara betsaka i Paoly. Nisy ny fanenjehana ny Kristiana nataon'ireo [[Jiosy]] sy ny Romana.
Taty aoriana dia lasa fivavaham-panjakana ny kristianisma ka i [[Roma]] no renivohitra tamin'izany. Nitombo hery ny Papa ka nisy ny fiangonana sy mpanjaka na andriana izay nitady fahaleovan-tena ara-politika sy ara-pivavahana. Nitraka ny [[Fanavaozam-piangonana]] (atao hoe koa Reforma na Reformasiona) izany.
 
== Fiangonana ==
Nanomboka tany amin'ny fampielezan'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny [[filazantsara]] no azo lazaina fa nanombohan'ny Fivavahana kristiana nahaleo tena ka tsy nikambana intsony tamin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]]. Niely tany Asia Minora sy Eoropa atsimo ary amin'ny tapak'i Afrika avaratra ny fivavahana kristiana ka isan'ny nandray anjara betsaka i Paoly. Nisy ny fanenjehana ny Kristiana nataon'ireo [[Jiosy]] sy ny Romana.
 
=== Konsily ===
Andalana faha-25:
 
=== Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana ===
Noho ny tsy fifanarahana amin'ny lafiny teolojika sy hafa koa, na dia teo aza ny fanaovana konsily sy ny fomba hafa hisian'ny fitovian-kevitra na ny marimaritra iraisana, dia nivaky roa ny fivavahana kristiana ka i [[Roma]] sy i [[Konstantinopolisy|Konstantinopoly]] (na Konstantinopla) no lasa renivohitry ny fiangonana roa (dia ny Fiangonana tandrefana na [[Katolisisma|Katolika romana]] sy ny Fiangonana tatsinanana na [[Fiangonana Ortodoksa|Ortodoksa]]).
 
=== Refôrma ===
Taorian'ny fanavaozam-piangonana ([[reformasiona]] na reforma) nataon-dry [[Martin Lotera|Lotera]] sy ny namany izay te hanitsy ny fanao sasantsasany tao amin'ny Fiangonana katolika dia niforona ny [[Protestantisma]] izay tsy niakina intsony tamin'ny Fiangonana katolika; avy eo taty aoriana dia niorina koa ireo fiangonana maro atao ankehitriny hoe [[Evanjelisma|evanjelika]] (na ara-pilazantsara) izay miezaka miparitaka eran-tany.
 
== Jereo koa: ==
 
*[[Kristianisma Tatsinanana|Kristianisma tatsinanana]]
* [[Katolisisma]]
*[[Kristianisma Tandrefana|Kristianisma tandrefana]]
*[[Fiangonana Tatsinanana|Fiangonana tatsinanana]]
* [[Katolisisma]]
*[[Kristianisma ortodoksa]]
* [[Protestantisma]]
* [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksia]]
* [[Evanjelisma]]
*[[Kristianisma ao Madagasikara]]