Pentekôtisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Andalana faha-6:
 
=== Ny Baiboly: fahefana tampony sady farany momba ny finoana ===
Ny ankamaroan'ny Fiangonana pentekotista dia mitory teolojia izay manao lohalaharana ny fahamarinan’ny BoaibolyBaiboly. Ny ankamaroan'ny Pentekotista dia miombon-kevitra amin'ny fampianaram-pinoana momba ny tsy fetezan-dison’ny Baiboly. Tsy mitovy amin'ireo Fondamentalista anefa izy ireo satria manome lanja ny bebe kokoa ny fanandramana ara-panahy isam-batan’olona.
 
I Jackie David Johns dia manamarika fa ny Soratra Masina dia mitana anjara toerana manokana eo amin’ny fiheveran'ny Pentekotista izao tontolo izao satria ny [[Fanahy Masina]] dia miasa mandrakariva ao amin'ny Baiboly. Ho an'ny Pentekotista, ny fihaonana amin’ny Soratra Masina dia fihaonana amin'Andriamanitra; ny Soratra Masina no filamatra ny aminn’nyamin’ny firaisana amin’Andriamanitra sy hahafantarana sy hahazoana  an’izao tontolo izao.
 
=== Fanindriana mafy ny amin’ny Fanahy Masina ===
Andalana faha-14:
 
==== Ny fahateraham-baovao ====
Araka ny finoan’ny Pentekotista dia hitoetra ao amin’ny olon-drehetra izay voavonjy marina ny Fanahy Masina sady miasa amin’ny alalan’izy ireo<ref><small>Allan Anderson, ''An Introduction to Pentecostalism: Global Charismatic Christianity'', Cambridge University Press, UK, 2013, <abbr>p.</abbr> 184</small></ref> <ref><small>Veli-Matti Karkkainen, ''The Spirit in the World: Emerging Pentecostal Theologies in Global Contexts'', Wm. B. Eerdmans Publishing, États-Unis, 2009, <abbr>p.</abbr> 39</small></ref>. Ny olona izay avy novonjena tamin’ny alalan’ny fahateraham-baobao mitohy dia miova tsikelikely ka amin’ny farany dia hiray amin’ny Tenan'i Kristy amin’ny fiombonany amin’ny Fiangonana<ref><small>Wesley Peach, ''Itinéraires de conversion'', Les Editions Fides, Canada, 2001, pp. 56-57</small></ref>. Ny [[fahateraham-baovao]] dia mahatonga ny Kristiana ho vaovao sy hohamarinina ary ny asa fanamasinana ataon’ny Fanahy Masina dia manomboka amin’izay. Ny lalan’ny famonjena (latina: ''ordo saluto'') (dingana mankany amin’ny famonjena) dia mitarika amin'ny famonjena ny fanahy.
 
==== Ny Batisan'ny Fanahy Masina ====
Andalana faha-62:
 
* '''Azia''' : indrindra i Shina, i Korea, i Japana, i India ary any amin’ny Tany Masina.
 
Betsaka ny fiangonana pentekotista eto Madagasikara ka isan'izany ny [[Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)|Fiangonana Pentekotista Mitambatra]] sy ireo [[Fiangonana Jesosy Mamonjy]].
 
== Jereo koa: ==
Ligne 69 ⟶ 71 :
* [[Kristianisma]]
*[[Evanjelisma]]
*[[Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)]]
 
== Loharano ==