Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara ho Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara i Thelezifor : Izay no tena anarany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana
Andalana faha-1:
Ny Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara dia fikambanana na fiangonana natsangan'i Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné tamin'ny taona 19981996. Mifototra manokana amin'ny fanazavana sy fampianarana ny misiterin'ny bokin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalypsy]] ny fikambanana. Roa lahy tamin'ny voalohany ny mpianatra ary avy eo niitatra tamin'ny olona maro be manerana an'i [[Madagasikara]]. Ny hitory amin’ny olona rehetra maneran-tany ny Fanambaràn’i Jesosy Kristy voarakitra ao amin’ny Bokin’ny Apokalipsy no antom-pisian’ny FAM. Ny ampahafolon-karen’ny mpikambana no amatsiana vola ny hetsika sy ny asa rehetra karakarain’ny FAM.
 
== Tantarany ==