Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[FiangonanaFikambanana Apokalypsy eto Madagasikara]] dia fikambanana na fiangonana natsangan'i [[Pasitera]] [[Mailhol André Christian Dieu Donné]] tamin'ny taona [[1998]]. Mifototra manokana amin'ny fanazavana sy fampianarana ny misiterin'ny bokin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalypsy]] ny fikambanana. Roa lahy tamin'ny voalohany ny mpianatra ary avy eo niitatra tamin'ny olona maro be manerana an'i [[Madagasikara]]. Ny hitory amin’ny olona rehetra maneran-tany ny Fanambaràn’i Jesosy Kristy voarakitra ao amin’ny Bokin’ny Apokalipsy no antom-pisian’ny FAM. Ny ampahafolon-karen’ny mpikambana no amatsiana vola ny hetsika sy ny asa rehetra karakarain’ny FAM.
 
== Tantarany ==
Miavaka ity fiangonana ity amin'ny fanalana [[devoly]] amin'ny alalan'ny fanondrona amin'ny fanondro sy ny faminaniana navoakan'ny Pasitera Mailhol: fialan'ny Prezida [[Ratsiraka Didier Ignace|Ratsiraka]] teo amin'ny fitondrana, fiverenany teo amin'ny fitondrana, fametrahan'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara|FFKM]] an-d[[Ravalomanana Marc|Ravalomanana]] eo amin'ny fitondrana, fanonganam-panjakana amin'ny 2009, fitondrany ny fanjakana aorian'ny 2013, anisan'ny mampiavaka ny Fiangonana Apokalypsy ihany koa ny fanazavana momba ny andro nahafatesan'i [[Jesoa na Jesosy|Jesosy Kristy]] dia ny antsasaky ny herinandro ([[Alarobia]]) araka ny fanazavan'ny Pasitera Mailhol.
I Mailhol André Christian Dieu Donné, raha mbola tsy pastora, dia nanomboka nampianatra ny [[Apokalypsin'i Jaona|Bokin'ny Apokalypsy]] niaraka tanin’ny namany roa tanin’ny taona 1993. Nanomboka namoaka ny fampianarany tamina fampielezam-peo tsy miankina izy tao Antananarivo tamin’ny taona 1994. Nisy fotoana nitsaharan’izany fampianarana izany nefa nisy fotoana nitohizany koa. Nanomboka nanao vondrom-bavaka sy fianarana isan-kerinandro i Mailhol tao Antananarivo ka lasa fikambanana izany afaka iray taona. Niorina amin’izay ny Association des Etudiants du Livre Prophétique de la Bible tamin'ny nanokanana an'i Mailhol ho Pastora tamin’ny taona 1996. Niova anarana izany ka lasa natao hoe Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara (FAM) tamin’ny taona 2003. Tsy nitsahatra ny fandefasana fandaharana am-pampielezam-peo isan-karazany sy amin’ny fahitalavitra. Niforona koa ny Radio Fanambaràna izay an'ilay fikambanana. Efa misy any ampitan-dranovasina ny FAM<ref><small>Tantaran'ny FAM ([http://www.famfrance.fr/index.php?p=1_10_Historique jereo eto]).</small></ref>.
 
== Fampianarana sy fanambaràna ==
Miavaka ity fiangonana ity amin'ny fanalana [[devoly]] amin'ny alalan'ny fanondrona amin'ny fanondro sy ny faminaniana navoakan'ny Pasitera Mailhol: fialan'ny Prezida [[Ratsiraka Didier Ignace|Ratsiraka]] teo amin'ny fitondrana, fiverenany teo amin'ny fitondrana, fametrahan'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara|FFKM]] an-d[[Ravalomanana Marc|Ravalomanana]] eo amin'ny fitondrana, fanonganam-panjakana amin'ny 2009, fitondrany ny fanjakana aorian'ny 2013, anisan'ny mampiavaka ny Fiangonana Apokalypsy ihany koa ny fanazavana momba ny andro nahafatesan'i [[Jesoa na Jesosy|Jesosy Kristy]] dia ny antsasaky ny herinandro ([[Alarobia]]) araka ny fanazavan'ny Pasitera Mailhol.
 
== Jereo koa: ==
Ligne 7 ⟶ 11 :
* [[Fiangonana zandriny]]
 
== TranokalaRohy ivelany ==
 
* [http://apocalypse-mada.com/?page_id=944 Site webn'ny Apokalypsy]
* [http://www.findglocal.com/MG/Antananarivo/139363566101399/F.A.M-apokalypsy-%28Fikambanana-Apokalypsy-eto-Madagasikara%29 Tranonkala hafa koa]
 
* http://www.apocalypse-mada.org
 
* http://www.famfrance.fr/
 
* http://web-radio.apocalypse-mada.org
 
== Loharano ==
http://www.famfrance.fr/
 
[[sokajy:Fiangonana ao Madagasikara]]