Joany Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jaona apostoly ho Joany apostoly i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
I '''Jaona'''[[Joany apostoly|Joany]] na '''[[Joany''' apostoly|Jaona]] dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[Jesosy|Jesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Atao hoe ''Joany zanak'i Zebedio'' koa izy sady rahalahin'i [[Jakoba zanak'i Zebedio]]. Mpanjono ny asany. Misy ny mpandinika mihevitra fa i Joany apostoly dia tsy iza fa i [[Jaona (evanjelistra)|Joany evanjelista]] ihany. Ao koa anefa ireo mandà izany. Fanampin'izany dia heverin'iretsy farany fa tsy olon-tokana no nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Jaona]].
 
== Ny anarany ==